Day: 7 mars 2020

Napetraka tamin’ny fombaofisialy amin’ny maha governoran’ny faritra Vakinankaratra azy Atoa Vy Vato Rakotovao, ny talata 3 martsa lasa teo. Teo amin’ny zaridainan’ny faritra no nanatontosana ny lanonana ara-panjakana, izay notarihan’ny filohan’ny antenimieram-pirenena Christine Razanamahasoa. Nanombohana ny fotoana ny fanaovan-tsonia ny famindran-draharaha teo amin’ny filohan’ny faritra mpisolo toerana  sy ny governora, hitantana ny faritra, natrehan’ny minisitra…

Assistera-t-on prochainement à la fermeture d’une ou plusieurs compagnies aériennes ? La question se pose avec l’audit que réalise actuellement l’Aviation Civile de Madagascar (ACM) sur trois compagnies aériennes opérant à Madagascar. Il s’agit en l’occurrence de Madagasikara Airways, d’Air Madagascar et de TOA. Lors d’une conférence de presse qu’il a donnée hier à Tsimbazaza, le…

Sopharmad : Un reboisement dans le cadre de sa responsabilité sociétale

L’un des leaders de la distribution de produits pharmaceutiques à Madagascar, la société pharmaceutique de Madagascar (Sopharmad) a procédé, samedi 29 février, à une journée de reboisement à Ambohimanga Rova. Cette action entre dans le cadre de la responsabilité sociétale de la société selon le Directeur général, Andry Rabemanantsoa. « Le reboisement se fera chaque année…

Maso mahita. Mihetraketraka loatra ny teratany vahiny sasany eto amintsika kah ! Tranga nahavalalanina ny maro sy ireo mpifanila vodirindrina no niseho afak’omaly alina, tokony ho tamin’ny valo ora sy sasany, tao amin’ny Fokontany Mamamba Ambohibao Antehiroka. Fianakaviana roa izay mpiambina tanàna no noroahina teratany Sinoa (izay tsy tompon’ny tany akory) hiala ny trano bongo fonenany. Tsy vitany…

Efa maro no efa lasibatr’ireo olon-dratsy. Eny an-dalana eny mantsy izy ireo no mitily izay olona mora rebirebena sy jonoina na io amin’ny resaka vato sarobidy na io resaka volamena. Raha ity lehilahy iray voasambotra tetsy Ankorondrano ity izao dia efa nahatratra hatrany amin’ny 28 tapitrisa ariary tany ho any no efa azony tamin’iny taon-dasa…