Day: 11 mars 2020

Manomboka izao, handray fepetra hentitra ny eo anivon’ny pôlisim-pirenena mahakasika ankizy sy tanora maromaro milalao « roller », « skateboard » ary « bmx » eny an-dalambe, fa indrindra ireo tratra misavika fiara. Ankizilahy kely maromaro no voatery noraofin’ny pôlisy teny amin’iny faritra 67ha iny noho ny filalaovana « roller » eny an-dàlana. Tsy vitan’ny milalao fotsiny moa ireto ankizy ireto, fa mbola…