Day: 23 mars 2020

Nihatra nanomboka ny zoma lasa teo ny tsy fahazoana mivorivory noho ilay valanaretina « coronavirus » tonga eto amintsika, araka ny nambaran’ny Filoham-pirenena. Araka izany, nandray fepetra nandrara ireo izay mbola ninia nandika izany ireo, teo anivon’ny polisim-pirenena. Antokom-pivavahana zandriny maromaro araka izany no nidinan’izy ireo ifotony. Ireto farany izay mbola nanatanteraka hetsika famoriam-bahoaka ihany na dia…

Omaly vao maneno akoho, tokony ho tamin’ny dimy ora maraina no nitranga ny fanafihana. Teo amin’ny sampanana izay mizotra hoany Namontana, raha nanala olona ny taxi-brousse iray izay avy any amin’ny làlam-pirenena voalohany, no nanatona ny telo lahy raha kely indrindra. Ny roa niditra avy aorian’ny fiara, ary tafiditra tao anatiny. Ny fahatelo kosa avy…

Développement : Une table ronde pour la mise en œuvre de la feuille de route du dividende démographique

Les changements à la dynamique de la population peuvent contribuer au développement économique d’un pays. C’est en tout cas l’un des principes du dividende démographique qui se définit comme une croissance économique accélérée obtenue entre autres après des changements dans la structure par âge de la population.  Les dirigeants actuels étant en permanente recherche des…