Day: 13 avril 2020

Lundi de Pâques : Les lieux de pique-nique visités par les forces de l’ordre

Sorties et pique-niques interdits. Les aires de jeux d’Ambohijatovo et le parc botanique et zoologique de Tsimbazaza ont été logiquement déserts car fermés au public. Ailleurs, outre les barrages déjà érigés par la gendarmerie sur les axes de sortie de la ville d’Antananarivo, et aux points limitrophes de la région Analamanga, les lieux les plus…

Andron’ny Paka : Mpanendaka roa tratra nandritry ny « couvre feu »

Araka ny voalazan’ireo mpitandro filaminana dia manararaotra tanteraka ny fahanginan’ny tanana, indrindra fa amin’ny alina ireo tontakely vao manararaotra manao ny asa ratsiny. Ny alin’ny alahadin’ny Paka lasa teo, mpanendaka roa no voasambotry ny polisy teny amin’iny faritra Antohomadinika iny, raha teo am-piandrasana izay haza atao lasibatra izy ireo. Tsy lavitra ny toby fiantsonan’ny fiara…

Ady amin’ny fihanaky ny Covid-19 eto Toamasina : Miara-miasa amin’ny fandrarahana fanafody ireo sambo miasa ny APMF sy ny CUT

Isan’ny misahana ny ady atao amin’ny fihanaky ny valan’aretina Coronavirus eto Toamasina sy ny manodidina azy ny kaominina; izay no mahatonga azy ireo ankehitriny miasa mafy amin’ny fandraharahana fanafody miady amin’ny mikaoba eran’ny Tanana, indrindra fa ireo faritra be olona sy mpivezivezy. Ankehitriny noho ny fahatsapana fa mety hitondra ny tsimok’aretina Civid-19 ny fitaterana entana…

Noho ny fepetra noraisin’ny fanjakana ao amin’izao fihibohana sy fapetran’ny tany mihotakotaka noraisin’ny fanjakana noho izao valan’aretina Coronavirus ity, ka tsy ahafahan’ny olona maro mitangorona na mivavaka aza, dia tsy nanadino ny vavaky ny alahadin’ny Paka 2020 ny Kardinaly Mgr Désiré Tsarahazana ka nanao izany mivantana tamin’ny fahitalavi-panjakana eto Toamasina, mba nahafahan’ny mpino rehetra nivavaky…

Futur équipementier des Barea : Patrick Pisal-Hamida suggère un appel d’offres plus sérieux

Sponsor principal de la Fédération malgache de football (FMF), Telma a son mot à dire sur le choix du futur équipementier des Barea. Patrick Pisal-Hamida, administrateur directeur général du groupe Telma, en parle dans une interview exclusive. Midi Madagasikara : Dans les derniers matchs de qualification pour la Coupe d’Afrique des nations (CAN) 2019, les…