Day: 27 avril 2020

Un populisme qui dérange…

Les commentaires vont bon train sur ce qu’entreprend le pouvoir en ce moment. L’essentiel porte sur les directives non appliquées par une bonne partie de la population concernant la lutte contre la pandémie de coronavirus. Les explications affluent, dont l’indiscipline, le manque de formation et d’information, l’incivilité et d’autres encore. Et si c’était les relations…

67ha : Olona 168 no tratra tsy nanao aro vava tao anatin’ny adiny iray

Manomboka anio dia hiroso amin’ny fanasaziana ireo olona tratra tsy manao aro vava amin’izay ny Fanjakana, araka ny fanazavana nentin’ireo tompon’andraikitra. Na izany aza anefa, dia efa nanomboka tamin’iny herinandro iny ny fanentanana sy fisavana nataon’ny teo anivon’ny mpitandro filaminana. Nilaza moa ireto farany, ny teo anivon’ny polisim-pirenena, fa « efa maro ny mponina eto Iarivo…