Day: 20 mai 2020

Besarety : Afrikana tsy nety nanao aron-tava, nosamborina

« Notazomina avy hatrany teny amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahatelo ary nanokafana fanadihadiana », raha araka ny tatitry ny polisy. Tetsy Besarety omaly io afrikana io no saron’ny polisy tsy nanao aron-tava, ary dia notenenina am-panajana sy nentanina mba hametraka izany fitaovana izany  ho fiarovana ny ainy amin’ny valanaretina Covid-19. Toy ny olon-drehetra  tsy nanara-dalàna ihany koa, dia…

Lutte contre le Covid-19 : Pour la participation financière des dirigeants aux efforts de guerre

Si les pauvres font la queue pour le « Tosika Fameno » de 100 000 ariary, les Princes qui nous gouvernent devraient allier les gesticulations ou « wera wera » à des  gestes financiers. 3 400 000 ariary. C’est la contribution personnelle de Jerry Hatrefindrazana dans la lutte contre le Coronavirus. Le gouverneur de la région Anosy a effectivement…

Deuxième décès au Covid-19 à Toamasina : Un ressortissant philippin, employé d’un  sous-traitant d’Ambatovy, succombe

Un ressortissant philippin décède du Covid-19 à Toamasina. Survenu lundi après-midi, ce décès a été annoncé, hier à 13h, par la porte-parole du centre de commandement opérationnel (CCO), mais la nouvelle a déjà largement circulé sur les réseaux sociaux dès lundi soir. Deux jours après le premier décès au Covid-19 au CHU de Morafeno à…

Actions RSE : Des efforts communs pour distribuer 10 000 repas sur 80 sites

Stéphane Leveque, Français, président du Groupe Hollandais Américain De Monchy, et ami de Madagascar depuis plus de 20 ans, a réussi à mobiliser plusieurs acteurs de la restauration pour une action sociétale de grande envergure. Interview exclusive.  Midi Madagasikara (MM). Comment a commencé votre aventure à Madagascar ? Stéphane Leveque (SL). Je suis venu à Madagascar…

Parlemantera avy eto Toamasina : Nanolotra fanampiana ho an’ny  FFKM

Vary 50 gony, aron-tava 2.000, menaka anaty tavoahangy 120 litatra, ireo no natolotry ny fikambanana parlemantera nahitana ireo depiote avy eto Toamasina, notarihan’ny filoha lefitry ny antenimierampirenena eto Toamasina, Rtoa Bavy Angelica, izay natolotra ireo filoham-piangonana eo anivon’ny FFKM Toamasina, entina hanampiana ireo marefo eny anivon’ny fiangonana sami- hafa eto Toamasina. Tao amin’ny “maison des…

Valanaretina coronavirus eto Toamasina Niampy teratany filipiana 42 taona ao Ambatovy ny matin’ny covid-19

Raha  ny sabotsy alina nifoha ny alahady teo ny trangam-pahafatesana voalohany tamin’ity valanaretina covid-19 ity teto amintsika izay niseho teto Toamasina, dia niampy iray indray izany ny alatsinainy hariva tamin’ny nahafaty an’ingahy Ryan Reyes 42 taona tera-tany filipiana mpiasa teo anivon’ny orinasa mpiara-miasa amin’orinasa ambatovy antsoina hoe EPI ny tenany. Raha ny angom-baovao natao dia…