Taorian’ilay fepetra noraisin’ny fanjakana ny 11 mey teo, tamin’ny fandrarana fa tsy azo idirana sy ivoahana ny Faritra efatra eto Madagasikara, dia Atsinanana – Alaotra-Mangoro – Matsiatra ambony – ary Analamanga, noho ny fiparitahan’ny valanaretina covid-19. Niova indray ny fepetra nanomboka ny 21 mey, satria tsy azo atao intsony manomboka izao ny mitondra faty ivelan’ny…