Day: 12 juin 2020

Socioscopie

Le froid hivernal semble s’être installé dans la capitale malgache. Depuis lundi dernier, la température continue de descendre. Et les effets sont palpables, cache-nez – et non cache-bouche, vestes, blousons et pull over, les Tananariviens sortent peu à peu leurs tenues de « combat » adaptées à la saison. Dans cette atmosphère, la fin de la semaine…

Loza nahafaty olona teny Tsarasaotra : Namoahana didy fampisamborana ilay mpamily

Fantantra ankehitriny, fa namoahan’ny Fitsarana didy fampisamborana indray ilay mpamily nahavanon-doza ; izay voalaza fa efa nomen’ny Fitsarana fahafahana vonjimaika rehefa natolotra ny Fampanoavana. Fanapahan-kevitra izay nampitaraina ireo fianakavian’ny maty ka nahatonga azy ireo nangatana fanohanana teo anatrehan’ny Fitsarana. Tsy vitan’izay, fa nitondra fitarainana teo anivon’ireo manam-pahefana isan’ambaratongany; izay heverin’izy ireo fa mahefa amin’ity raharaha ity…

OTIV Ambohimangakely : 94 000 000 ariary volés, un employé placé sous MD à Antanimora

Impliqué dans une affaire de vol de numéraire de 94 000 000 ariary à l’OTIV Tambatra à Ambohimangakely, un manutentionnaire de cette institution de microfinance est placé sous mandat de dépôt à Antanimora après avoir été déféré au Parquet du Tribunal de première instance Anosy, mardi dernier. 8 autres employés ont bénéficié d’une liberté provisoire. Cinq agents…

Kidnapping : Maty voatifitra i Rajim, tanan-kavanan’i Lamà

Anisan’ireo olon-dratsy karohina fatratra, tompon’antoka tamin’ireo trangana fakàn-keriny niseho lany teto amintsika i Marcel Heritoavina Jimmy, fantatra amin’ny anarana hoe Rajim, izay lefitr’i Lamà rahateo. Araka ny loharanom-baovao mari-pototra azonay dia maty voatifitra omaly maraina, tany Arivonimamo ity jiolahy rain-dahiny ity raha nikasa ny hitsoaka. Raha ny vaovao voangona hatrany dia ny talata lasa teo…

Bekopaka : Dahalo maty voatifitry ny fokonolona

Roa lahy tratra nangalatr’omby tao amin’ny fokontany Fenoarivo, ao amin’ny kaominina Trangahy, distrika Bekopaka no nifanehitra tamin’ny fokonolona. Velona ny fifampitifirana ka ny iray tamin’ireo dahalo no maty, raha tafatsoaka kosa ny iray. Ny alarobia lasa teo, tokony ho tamin’ny dimy ora hariva tany ho any no nisehoan’ity tranga ity, araka ny tati-baovao avy tamin’ny…