Day: 21 juin 2020

Imerintsiatosika : Môtô natao taingin-telo nofaohin’ny fiara, olona iray maty

Nandriaka indray rà tamin’iny lalam-pirenena voalohany iny. Vehivavy iray manodidina ny 19 taona no maty tsy tra-drano rehefa nodonin’ny fiara ny môtô nitondra azy, teo amin’ny toerana antsoina hoe Fonenana, Imerintsiatosika, ny sabotsy lasa teo. Araka ny fampitam-baovao azo, dia nanao taingin-telo ity kodiaran-droa ity. Tetsy andanin’izay dia fantatra fa naratra mafy ireo olona roa…