Day: 27 juin 2020

Matso : Miaramila iray torana

Tsy tao anatin’ireo mpanao matso izy fa kosa isan’ireo mpiambina ny toerana, izany hoe Analakely sy ny manodidina. Tokony ho tamin’ny 11 ora, tao anatin’ny matso tanteraka no nianjera tampoka ilay miaramila manao satroka mena, izany hoe miasa eo anivon’ny Tafika an-tanety. Torana tsy nahatsiaro tena izy ary faran’izay haingana dia notsoahin’ireo namany teo ary…

Didier Ratsiraka :  « Il ne devrait plus y avoir de coup d’Etat »

L’ancien président Didier Ratsiraka a été présent, hier, à l’avenue de l’indépendance, lors de la célébration du 60ème anniversaire de l’indépendance. Lors d’une brève interview, l’amiral a déclaré qu’il a fait son entrée à l’école navale en 1960. 60 ans après, il a assisté non seulement au 60ème anniversaire de l’indépendance, mais également à celui…

Mahazoarivo : Un général à la tête du cabinet civil

La sécurité présidentielle est dirigée dorénavant par le général de brigade Maminirina Rakotoniaina. Ce dernier a remplacé le général de division Sedera Raharijaona, ancien patron des commandos parachutistes du 1er régiment des forces d’intervention, qui a occupé ce poste depuis 2014 et remercié, mercredi dernier, la veille du défilé militaire à Analakely. Au Palais de…

CHU JRA : Le bloc opératoire réservé uniquement aux urgences

Une note émanant de la direction du centre hospitalier universitaire Joseph Ravoahangy Andrianavalona a suspendu de façon temporaire les opérations chirurgicales au sein de cette unité. « Le bloc opératoire est opérationnel. Mais pour réduire autant que possible les risques liés à la propagation du Covid-19 auprès du centre hospitalier universitaire Joseph Ravoahangy Andrianavalona, la direction…

Amboanjobe : Tokantrano iray notafihan’ny jiolahy mitam-basy

Tsy latsaky ny folo ny isan’ireo olon-dratsy. Nitazona basy ny ankamaroan’ireo ary sady nisy ny poleta no nisy koa ny basy lava. Izay no tsikaritr’ilay fianakaviana voatafika tetsy Amboanjobe ny maraim-ben’ny alakamisy teo. Niditra an-keriny tao amin’ilay tokantrano izy ireo ary raha vao tonga tao anatiny dia narangaranga ny basy mba handrahonana ireo olona telo…

Défilé sur l’avenue de l’indépendance : Une touche « années 60 »

Vu la situation actuelle, notamment l’épidémie de Covid-19, la célébration du 60e anniversaire de l’indépendance s’est faite en toute simplicité. Comme c’est déjà annoncé, la population n’a pas été conviée pour éviter tout attroupement. La cérémonie d’hier a été marquée notamment par la voiture Cadillac utilisée par le premier Président de la République Philibert Tsiranana…

Manandriana : Basy “kalach” iray azo teny am-pelatanan’ny dahalo

Raikitra indray ny fifandonana teo amin’ny andian-dahalo sy mpitandro filaminana niaraka tamin’ny fokonolona. Vokany, vaky nitsoaka iretsy voalohany ary azo teny am-pelatanany ny basy “kalachnikov” iray niaraka tamin’ny bala roa sy fitaovam-piadiana hafa. Tato ho ato tokoa dia niha-namaivay ny asan-dahalo tamin’ny faritra maromaro teto amintsika. Saika isan’andro no nahenoana fanafihan-dahalo foana. Etsy andanin’izay ihany…