Day: 15 juillet 2020

Taekwondo – Coupe de l’Ambassadeur : Junko Andrianintsoa et Tojoniaina Heritiana sacrés champions

La vidéo de démonstration de Junko Andrianintsoa et Tojoniaina Heritiana a séduit les juges lors de la Coupe de l’Ambassadeur de Corée du Sud. Ces deux taekwondoistes sont sacrés champions pour cette première édition. Ça y est, les deux champions de la Coupe de l’Ambassadeur de Corée du Sud sont connus. Les juges ont dévoilé…

Nanisana-Ivandry-Bypass : Mpirevy, mpampiady akoho nosamborina

Tao ny mbola niaraka tamin’ny gitara sy toaka kely. Tao koa ny nitondra ny akohony ary nampiady izany. Nisy indray ny nandehandeha tamin’ny moto ary niara-nifoka rongony teny amin’ny milamindamina. Olona  11 no nosamborin’ny polisy noho ny tsy fanarahana ny lalàna mifehy ny hamehana ara-pahasalamana. Niainga teny Nanisàna izany ary nosamborina niaraka tamin’ny…akohony ireo mbola…

Utilisation des fonds contre le Covid-19 : La transparence, encore et toujours réclamée par la société civile

Le respect de la transparence et de la redevabilité devrait être naturel chez les dirigeants qui cherchent à appliquer la bonne gouvernance. Hier, le CCOC a envoyé une lettre ouverte à la CCO Covid-19, pour réclamer cette transparence sur les marchés publics.  Ce n’est pas la première fois que la transparence dans l’utilisation des financements…

Ambohimangakely : Lehilahy maty nodonin’ny kamiao, nitsoaka ny mpamily

Namono olona indray ny lalam-pirenena faharoa teny amin’iny faritra Ambohimangakely iny, ny harivan’ny alatsinainy lasa teo. Rangahy iray sendra nivoaka ny faritry ny arabe no voafaokan’ny kamiao lehibe  iray nandeha mafy teo amin’ny PK10+100 araky ny fanazavàna azo avy tamin’ny mpitandro filaminana. Indrisy anefa, fa tsy nijanona akory na dia nanopy maso ilay olona voadona…

Ady amin’ny kolikoly ao Maevatanana : Tompon’andraiki-panjakana sy talen-tsekoly MD

Fakàna vola tsy ara-drariny tamina  fahazoan-dalana manorina trano no hanenjehana ity tompon’andraikitra iray eo anivon’ny sampandraharaha miandraikitra ny fanajariana ny tany sy asa vaventy ao amin’ny faritra Betsiboka. Fanodinkodinam-bolan’ny sekoly kosa no nahavoarohirohy ny talen-tsekoly iray ao amin’ny kaominina Antanimbary. Samy nalefa any am-ponja vonjimaika avokoa moa izy ireto, taorian’ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana, rehefa nanao…

Maroantsetra : Tovolahy 24 taona notombotombohana ny antsy

Nisehoana vono olona tamin’ny  fomba feno habibiana tao amin’ny fokontany iray tao amin’ny distrikan’i Maroantsetra antsoina hoe Ankiakandrefana. Voalaza tamin’izany, fa tovolahy vao 24 taona antsoina hoe Rajaonarison Didiant Fraco ity hita faty nisy namono ity. Tao amin’ny toeram-pidiovana no namonoan’ireo namono azy, ny alahady 12 jolay lasa teo. Raha ny fanazavan’ny ray aman-dreniny, dia…

Eglise luthérienne de Madagascar : L’ex-président Benjamin Rabenorolahy mort du Covid-19

Une autre victime de la pandémie au sommet de l’église luthérienne. L’ancien président de l’église luthérienne malgache, le pasteur Benjamin Rabenorolahy s’est éteint hier au centre de santé luthérien d’Ambohibao, où il avait été admis pendant des jours. Selon les informations officielles, ce pasteur luthérien, qui a été à la tête de cette église pendant…

Parc national de Ranomafana : Un laboratoire naturel de classe mondiale

Le parc national de Ranomafana, géré par Madagascar National Parks (MNP), est classé site patrimoine mondial couvert en quasi-totalité de forêt dense humide de basse et moyenne altitude, et de forêt à bambous. Son marécage abrite également de nombreuses espèces végétales et animales. On peut citer, entre autres, le Pandanus, le Varecia variegata variegata, les…