Day: 16 juillet 2020

Ambovombe : Ben’ny tanàna teo aloha sy ny vadiny, notifirina noho ny resaka politika

Samy naratra izy mivady ireto niaraka tamin’ny olona roa hafa, rehefa nisy olon-dratsy nitifitra tany tamin’iny distrika Ambovombe. Soa ihany anefa fa nalaky voavonjy haingana ka tsy misy atahorana ny ain’izy ireo. Voalaza fa disadisam-piarahamonina sy resaka politika no antony nahatonga izao fahavoazan’izy ireo izao. Ny alin’ny alahady teo no nisy fanafihan-jiolahy mahery vaika tao…

Distrikan’i Maroantsetra : Tovolahy 24 taona feno dian’antsy dimy 

Nisehoana vono olona tamin’ny  fomba feno habibiana tao amin’ny fokontany iray tao amin’ny distrikan’i Maroantsetra antsoina hoe Ankiakandrefana. Voalaza tamin’izany fa tovolahy vao 24 taona antsoina hoe Rajaonarison Didiant Fraco ity hita faty nisy namono ity. Tao amin’ny toeram-pidiovana no namonoan’ireo namono azy ny tenany ny alahady 12 jolay lasa teo. Raha ny fanazavan’ny ray…

Coronavirus : 4 nouveaux décès, 262 nouveaux cas dont 205 à Analamanga

La maladie semble gagner du terrain dans les régions du pays. Les statistiques d’hier font savoir que Mahajanga et Anosy connaissent une hausse des nouveaux cas. Analamanga a affiché trois (3) nouveaux décès hier. Des patients pris en charge auprès du centre hospitalier universitaire Befelatanana selon le Pr Vololontiana Marie Daniel, porte-parole du Centre de…

Allemagne : 24 concentrateurs d’oxygène de 47 000 euros pour Madagascar

Pour l’année 2020, l’Europe et l’Afrique se sont fixé un programme ambitieux en vue d’un partenariat UE-Afrique renforcé. La nouvelle présidente de la Commission européenne, Mme Ursula von der Leyen, s’est rendue à Addis-Abeba pour son premier déplacement officiel hors UE, soulignant ainsi la ferme volonté de l’Union de faire avancer ce partenariat.  Notons que…