Day: 25 juillet 2020

Ady amin’ny Covid-19 : Nonolotra fitaovana ho an’ny tafika ny Fanjakana Japoney

Arotava 3 000 sy fitaovana fanaovana fitiliana 250. Ireo no natolotry ny masoivohon’ny Firenena Japoney miasa sy monina eto Madagasikara Higuchi Yoshi ho an’ny Tafika Malagasy nandritra ny fitsidihany ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Rakotonirina Richard teny amin’ny toeram-piasany eny Ampahibe, omaly. Fitsidihana voalohany izao taorian’ny fanendreana azy ho masoivoho eto Madagasikara. Tanjona tokoa ny…

Mangroves : Une production de crabes atteignant 3,9 tonnes/km² par an

Madagascar dispose de 236 400 hectares de forêts de mangroves qui couvrent ses littoraux. Cela représente 2% des mangroves dans le monde.  La préservation de la nature, y compris les mangroves, s’avère un sujet d’autant plus sérieux car le monde entier traverse une crise sanitaire dont l’origine vient de la destruction de la nature ainsi que…