Month: juillet 2020

Vol et piratage de livres scolaires : La maison d’édition « Espoir pour l’Avenir » porte plainte

A l’approche des examens officiels, la ruée des parents et des élèves pour se procurer de manuels scolaires est mise à profit pour les accros de l’argent facile pouvant commettre de délits de tout genre. Certains d’entre eux sont allés jusqu’à mettre sur le marché, soit des livres volés soit des livres de contrefaçon. Vendus…

Ambalavao : Rongony 25 gony saika haondrana aty an-dRenivohitra

Roa lahy voarohirohy amina trafikana rongony no voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina, tany amin’iny faritra Matsiatra Ambony iny, ny faran’ny herinandro lasa teo. Saika hanondrana rongony  efa-jato kilao latsaka kely teo ry zalahy ireto no tra-tehaky ny mpitandro ny filaminana. Rongony izay nokasaina haparitaka aty an-dRenivohitra. An-tapitrisany maromaro any ho any no…