Day: 8 août 2020

Etat d’urgence sanitaire : Vers une 10e prolongation et de nouvelles mesures d’assouplissement

Cela fait 4 mois et demi que l’état d’urgence sanitaire a été proclamé sur toute l’étendue du territoire. La 9e prolongation de la 10e période de 15 jours expire aujourd’hui. Le pic de l’épidémie étant attendu fin août, le Conseil des ministres prévu ce jour va probablement prolonger pour la 10e fois consécutive l’état d’urgence…

Anosizato-Atsinanana : La dépouille d’un nouveau-né trouvée dans une latrine

Soupçonnée d’infanticide, une femme se trouve actuellement en garde à vue à la brigade criminelle de la police nationale à Anosy. Son arrestation fait suite à la découverte de la dépouille d’un nouveau-né dans une latrine à Anosizato-Atsinanana, dans le quatrième Arrondissement de la Commune Urbaine d’Antananarivo (CUA), hier. Selon les informations, hier vers 9…

Fiahiana ny ara-tsosialy eto Toamasina : Olona 42.000 marefo no nahazo tosika fameno

Natao nanomboka omaly ny fizarana ilay tosika fameno 100.000 ariary ho an’ireo olona nahazo izany teto Toamasina. Fokontany 150 amin’ny 193 eto Toamasina I sy fokontany 12 ao Toamasina Suburbaine no mahazo izany raha ny filazan’ny FID mitsinjara izany ho an’ny olona. Raha natao ny kajy ho an’i Toamasina I sy Toamasina Suburbaine dia olona…

Analavory : Rongony sahabo ho 40 kilao indray sarona

Taorian’ilay tany Soavinandriana dia tokantrano iray tao Analavory indray no nahatratrarana rongony manodidina ny 40 kilao teo ho eo, ary natao tao anaty baoritra miisa roa, ny alakamisy lasa teo. Ny sasany tamin’ireo rongony ireo dia efa tsara fono vonon-kamidy. Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny avy ao amin’ny vondron-tobim-paritry ny zandary ao Miarinarivo ho famongorana…

Gouvernement : 4 ministres ont leurs conjoints à l’extérieur

Au terme d’une mission de 3 ans à Madagascar, Stuart Wilson a quitté le pays le week-end dernier, une semaine exactement après son mariage civil avec Irmah Naharimamy qui a relancé l’éventualité d’un remaniement. En vertu du « Privacy Act », l’Ambassade américaine ne peut pas communiquer si l’ancien Premier Conseiller sera rejoint dans son nouveau poste…

Asan-dahalo tao Maevatanana : Ankizy mpianatra iray maty voatifitra, roa hafa lasa takalon’aina

Dahalo miisa roapolo nitondra basim-borona sy zava-maranitra no tonga nanafika tany amin’ny tanàna antsoina hoe Andranobevava, kaominina Beanana, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, ny alakamisy 06 aogositra lasa teo, tokony ho tamin’ny 11 ora alina. Avy hatrany dia niditra an-keriny tao amin’ilay tanàna voalaza etsy ambony ireto jiolahy ireto. Sady nanapoaka basy izy ireo no nitsoka…