Day: 26 septembre 2020

Maevatanàna : Naiditra am-ponja vonjimaika ilay lehilahy nanendaka tao an-tsena

Taorian’ny fakana ambany nataon’ny polisy eto Maevatanàna, mikasika ny raharaha nahavoarohirohy sy nitazonana azy nandritra ny ny iray sy tapany andro dia niakatra fampanoavana tamin’ny Alakamisy maraina teo ilay lehilahy. Vita ny famotorana nataon’ny mpitsara ka ny fanampahan-kevitra taorian’izay ny nampidirana am-ponja vonjimaika eny Ambodimadiro ilay lehilahy antsoina hoe Hery miandry ny fotoam-pitsarana. Araka ny…

Anosy : Le CNEMD inauguré

Deux événements ont eu lieu à Anosy hier, l’inauguration du bâtiment entièrement rénové du CNEMD et la fin de l’année scolaire 2020. Lorsque l’administration actuelle a repris le ministère en 2019, le bâtiment de la CNEMD ou connu de beaucoup sous le nom de CNEM à Anosy ne pouvait plus être entré car il était…

Trafikan-drongony : 31 kilao indray no sarona, olona roa no voasambotra

Efa an-taoniny maro ihany izay rongony saron’ny mpitandro filaminana ary efa maro dia maro ireo olona no nadoboka am-ponja. Mbola betsaka ihany koa anefa ireo tsy fay fa mbola mirotsaka hatrany amin’ity resaka fanaparitahana rongony ity. Toy ity tany amin’ny faritra Sava ity, rongony milanja eo amin’ny 31 kilao indray no saron’ny zandary tao amin’ny…

Beach soccer : « Madagascar fait partie du gotha mondial’, confie Ramarolahy

Dans l’attente d’une décision sur une éventuelle participation de Madagascar au championnat d’Afrique de beach soccer dans quatre mois au Sénégal, le coach Solofo Tsiavahana Ramarolahy met l’accent sur le potentiel de son équipe championne en 2015. Au-delà de cette participation au Mondial de Portugal et du titre africain, il revient sur le COSAFA Cup…

Transport : Réouverture ce jour de la gare routière d’Antsiranana

Le Premier ministre Ntsay Christian a mis le cap sur Antsiranana, hier. Il a été accompagné, à cette occasion, d’une forte délégation ministérielle. En premier lieu, il a tout d’abord visité l’aéroport d’Arrachard qui sera rouvert le 29 octobre prochain. Une descente pour le Premier ministre afin de constater de visu les dispositions prises pour…

Ambohimangakely : Norobaina andian-jiolahy nirongo basy ny vola sy ny entana

Trano mbola eo an-dalam-panamboarana no notafihan’ny jiolahy sahady. Ny alakamisy hifoha zoma teo, tokony ho tamin’ny misasakalina no tonga tao ny olona maromaro izay nitam-piadiana. Nisy ny nitazona poleta ary nisy koa ny nitondra zava-maranitra, raha araka ny fanamarihan’ny voatafika. Tany amin’ny rihana faharoa no niakatra ireo ary namaky ny varavaran-kely dia tafiditra tao an-trano.…

Intervention anti-pollution marine : Exercices pratiques de simulation à Fort-Dauphin   

Les risques de déversement de produits pétroliers et de produits chimiques sont élevés sur les zones marines de Madagascar, où passent chaque année plus de 7000 bateaux, selon le ministère de l’Environnement et de la météorologie. C’est la raison pour laquelle, les techniciens de l’organe de lutte contre l’évènement de pollution marine (OLEP) suivent des…