Day: 7 octobre 2020

Fandaharanasa « HINA » Atsinanana : Nanao jery todika ny asa vita tao anatin’ny sivy volana

Nisy ny fijerena ny asa vita sy ny tsy vita tao anatin’ny sivy volana nataon’ny fandaharanasa “HINA” Atsinanana, ny alatsinainy teo teto Toamasina renivohitra. Samy nilaza ny asa vitany avokoa ireo mpiara-miasa amin’ny HINA Atsinanana, nandritra ny atrikasa. Ho an’ny kaominina ambonivohitry Toamasina ary dia teo ny fisahanan’izy ireo, ireo olona tsy manan-kialofana miisa 200…

Enseignement : Les lauréats du CEPE 2020 récompensés

À Antananarivo comme dans les autres villes, les lauréats de l’examen du CEPE 2020 ont été récompensés. Au sein de la commune urbaine d’Antananarivo (CUA), le maire Naina Andriantsitohaina, accompagné de son épouse, a décidé de récompenser les meilleurs élèves des cinq arrondissements, en leur donnant des fournitures scolaires, le livre « Diary Nofy », un certificat…

Ankadikely : Mpitondra môtô voavely « bois rond »

Efa maromaro ihany izay voa izay ary nisy ireo nitondra faisana mihitsy, raha ireo fanehoan-kevitra isan-karazany hita anaty tambazotra sosialy. Eny amin’iny faritra Ankadikely sy Nanisàna, Ankerana iny aloha no voalaza, fa nahitàna izany, raha ny voalaza hatrany. Misafidy tsara izay ora mahavitsy ireo fiara mandeha eny an-dàlana ireo mpanao ratsy ary miandry kendry tohina…

MID : L’ariary continue à chuter, l’euro à 4 567 Ar et le dollar à 3 891 Ar

La distorsion entre l’offre et la demande de devises a provoqué une perte de compétitivité de la monnaie nationale. L’ariary continue sa dégringolade. Surtout par rapport à l’euro qui s’échangeait, hier, sur le marché interbancaire des devises contre 4 567 ariary. Effets négatifs. Une chute relativement rapide, quand on sait qu’au début du second semestre…

Transfert : Faneva signe à Al Hamriyah et Carolus au Al Qasiah

Le mercato international s’est clôturé lundi dernier. Les deux internationaux malgaches, en l’occurrence Faneva Ima et Carolus Andrea, évoluant en Arabie Saoudite, ont attendu le dernier moment pour annoncer leurs nouveaux clubs respectifs. Pour Faneva Ima, il se déplace aux Emirats Arabes Unis et s’engage à présent avec Al Hamriyah, un club de première division.…

Avenir d’Internet : Un grand dialogue citoyen mondial ce samedi à Tsimbazaza

78 pays ont répondu à l’appel de Missions publiques pour implémenter, au niveau local, le Dialogue citoyen mondial sur l’avenir d’Internet. Les résolutions de ces rencontres seront soumises au Forum sur la Gouvernance d’Internet 2020. La plus grande participation citoyenne jamais organisée. 100 citoyennes et citoyens de chaque pays se réuniront en un lieu pour…

Soalafika-Belo sur Tsiribihina : Tompon’omby hitory eny amin’ny Bianco

Tsy omby iray fa an’arivony no indray nalain’ny olona, ary ny tena olana dia nahavitan’ireo taratasy noho ny kolikoly. Ny taona 2011, raha namaivay ny fanafihan-dahalo tao Soalafika, fokontany eo anivon’ny distrikan’i Belo/Tsiribihina, dia nanapa-kevitra ny tompon’omby ny nandefa izany anaty ala mba hanafenana tsy hanintona ny dahalo. Nahomby tokoa izany, satria nihena ny fanafihana…