Day: 27 novembre 2020

Rapport de la Cour des comptes : Le système AUGURE sur le banc des accusés

La Cour des comptes a publié son rapport pour l’année 2020. Les magistrats ont fouillé dans plusieurs dossiers qui touchent la gestion des affaires publiques. Le verdict de la Cour des comptes à propos de la gestion du système Application unique de gestion uniforme des ressources humaines de l’Etat (Augure) est sans appel. « La procédure…

Journée internationale des régions : Pour plus de pouvoir aux gouverneurs

La journée internationale des régions a été célébrée, hier au Palais des Sports et de la Culture à Mahamasina. Une cérémonie qui a vu la présence du Premier ministre Christian Ntsay. Lors de son intervention, le chef du gouvernement a souligné que « les bases pour la concrétisation de la décentralisation sont mises en place.» Il…

Lutte contre la corruption et la lenteur administrative : Andry Rajoelina lance le Centre IVOTORO

Sa mission est d’informer, orienter et conseiller les usagers à propos des formalités et des procédures administratives, grâce à un système de télé-conseil. Raccourcissement des délais de consultation des procédures administratives, gain de temps et diminution des dépenses liées aux allers-retours des usagers, facilitation des tâches, amélioration de la qualité des services, faciliter l’accès à…

Fanafihana mitam-piadiana : Jiolahy iray « sprinter » nifanandrina tamin’ny zandary

Fiara « sprinter » nampiahiahy no voatery nosakanana, najanona ary nosavain’ny zandary teo Talatan’Iary, Sandrandahy, omaly vao mangiran-dratsy. Kanjo, vatan-dehilahy maromaro nirongo basy mahery vaika no nivoaka avy tao. Raikitra ny fifandonana, nisy dimy no maty voatifitra, ary enina, izay heverina fa naman’izy ireo no voasambotra. Miova tsy toy ireny hita tamin’ny horonatsary ireny ny…

Ambohimanarina : Tanana notafihana valolahy mitam-piadiana

Omaly vao mangiran-dratsy, tokony ho tamin’ny roa ora sy sasany tany ho any. Andian-jiolahy mirongo fitaovam-piadiana no nanafika tao amina tanana iray, tetsy Ambohimandroso Ambohimanarina. Nokotrotrohan’izy ireo ny vavahady vy ary nanao amboletra niditra fotsiny izy ireo. Voafehin’izy ireo tanteraka araka izany ny iray trano. Raha ny fitantaran’ireo mponina dia manodidina ny valo lahy any…

Maevatanàna : Lavon’ny Zandary i Kapitsany, avy eo mbola nodoran’ny olona

Jiolahy iray antsoina hoe Kapitsany no maty rotiky ny balan’ny zandary, ny alatsinainy lasa teo, tokony ho tamin’ny 11 ora alina. Nandritra ny fanafihan-jiolahy nitranga tao amin’ny kaominina Berivotra 5×5, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna no nisehoan’izany. Nahazo loharanom-baovao ny zandary momba fisian’ireo andian-jiolahy miisa efapolo mpanao fanafihana mitam-piadiana mahery vaika, izay hikasa hanafika mpandraraha iray…

Fanafihana tao Toamasina : Efa-dahy maty voatifitry ny USI

Nirefodrefotra tahaka ireny hita amin’ny horana-tsarimihetsika ireny ny tao Ambolomadinika ambadiky ny trano fisakafohanana iray malaza eto Toamasina ny talata tolakandro tokony ho tamin’ny 04ora teo. Raha ny fanazavan’ny USI (Unité Spéciale d’Intervention) na Saka Mainty avy eto Antananarivo izay nanao ny “operation” dia efa herinandro namita iraka teto Toamasina izy ireo izao, ka telo…