Day: 15 décembre 2020

Environnement : Le secteur privé contribue aux ODD

Main dans la main pour la préservation de l’environnement. C’est ce qui illustre la convention de partenariat qui vient d’être signée entre Sahanala et le ministère de l’Environnement et du développement durable (MEDD).  Acteur engagé depuis dix ans dans la protection de l’environnement  et le développement des communautés locales, il a encore une fois renouvelé…

Lutte contre la famine dans le sud : Le système des Nations Unies confirme son soutien

Les acteurs étatiques soutenus par les partenaires techniques et financiers comptent apporter une solution durable au problème de famine dans le sud. Le nouveau coordonnateur du système des Nations Unies, Issa Sanogo a évoqué, hier, devant le Premier ministre, l’orientation de son organisation pour contribuer à la « résolution des problèmes de la partie Sud du…

Gouvernement américain : 100 millions USD contre l’insécurité alimentaire dans le Sud et Sud-Est

Le gouvernement américain participe activement dans la lutte contre l’insécurité alimentaire dans le Sud et le Sud-Est du pays. La situation dans le Sud du pays a mobilisé les partenaires du pays. Le gouvernement américain a officialisé, hier, son soutien dans le cadre de la lutte contre l’insécurité alimentaire, non seulement dans le Sud mais…

Toamasina : Nifampitifitra ny jiolahy sy ny polisy, jiolahy telo maty, polisy telo naratra

Nirefodrefotra naharitra 15 mininitra ny basy tao Andranomadio ny alatsinainy teo. Andian-jiolahy miisa telo ary nirongo basy no nikasa hanafika kioska mpanao fifanakalozam-bola. Efa nanao fanarahan-dia mialoha anefa ny polisy ary dia raikitra ny fifanoherana. Efa nanomboka ny faran’ny herinandro teo no narahana ireo jiolahy. Nifandribona tamin’izao fanenjehana jiolahy izao ny FIP sy ny UIR…

Maevatanàna : Karàna iray maty voatsatoka antsy

Teo amin’ny kibony ary nahazo ny lamosiny ny antsy. Dahalo efatra kosa matin’ny fokonolona sy ny zandary. Lehilahy iray antsoina hoe Anille Feridde Aly no maty voatasatok’antsy teo amin’ny kibony ny alahady teo, tao Mahazomà-Maevantanàna. Tranom-barotra iray lehibe no lasibatra ny jiolahy dimy nitondra poleta sy zava-maranitra. Vao tafiditra ireo olon-dratsy dia nanapoaka basy. Vao…

Kaomina Antsirabe : Nahazo simenitra 24 taonina tamin’ny Holcim

Havaozina sy asiam-panamboarana avokoa ireo takelaka na « panneaux de signalisation » eto amin’ny tanan’Antsirabe ambonivohitra. Izany no hatao mba hampirindra sy hampilamina ny fifamoivoizana ary indrindra hialana amin’ny loza mety hitranga. Tsikaritra tokoa fa saika efa simba avokoa izy ireny. Niroso tamin’ny fanaovan-tsonia ny fiaraha miasa ny kaominina Antsirabe ambonivohitra  izay nifanaovan’ny ben’ny tanana sy ny tale…

Acmil-Ensoa : Nahazo tohana avy amin’ny tafika Frantsay

Naharitra telo herinandro ny fampiofanana ireo manamboninahitra mpampiofana tao amin’ny Akademia miaramila eto Antsirabe . Fampiofanana izay niompana tamin’ny resaka teknika  sy taktika miaramila. Miaramila Frantsay FAZOI avy atsy amin’ny Nosy la réunion no tompomarika tamin’ity fampiofanana ity. Nisy ny fanomezana mari-pankasitrahana tamin’ireo manam-boninahitra nanaraka ny fampiofanana ny Talata 8 Desambra lasa teo. Ankaotra izay, nanolotra…

Toamasina : Nifampitifitra ny jiolahy sy ny polisy, jiolahy telo maty, polisy telo naratra

Nirefodrefotra naharitra 15 mininitra ny basy tao Andranomadio ny alatsinainy teo. Andian-jiolahy miisa telo ary nirongo basy no nikasa hanafika kioska mpanao fifanakalozam-bola. Efa nanao fanarahan-dia mialoha anefa ny polisy ary dia raikitra ny fifanoherana. Efa nanomboka ny faran’ny herinandro teo no narahana ireo jiolahy. Nifandribona tamin’izao fanenjehana jiolahy izao ny FIP sy ny UIR…

Soavimasoandro : Raim-pianakaviana « nikapoka » ny zanany, nosamborin’ny pôlisy

Nampanaovina paompy, nokapohina sy nohenjehina tamin’ny kifafa, avy eo indray novelesina tamin’ny hazo … Vetivety dia niparitaka toy ny tsy teo tokoka ilay horonantsary nalain’olona tetsy Soavimasoandro, maneho « herisetra nianjady tamina zaza tsy ampy taona », naparitaka teny amin’ny tambajotra sosialy ary tonga teo ambany masona fikambanana iray sy ireo mpitandro filaminana. Ny mikapoka sa ny namono…