Day: 5 janvier 2021

Raharaha lavanilina : “M.D” ilay mpandraharaha eto Toamasina

Lasa olona be ity raharaha ady madio fifampivarotana lavanilina teo amin’ireto mpandraharaha roa ireto ity ankehitriny, satria nampidirin’ny fitsarana fonja vonjy maika ilay mpandraharaha iray mpiantoka ilay lavanilina ny 28 desambra 2020 teo. Raha ny fanazavana azo dia resaka varotra lavanilina 148,8Kgs no niteraka ny olana teo amin’izy ireo. Tany amboalohany ny volana febroary tany…

Hery Rasoamaromaka : Prêt à collaborer avec l’opposition mais à des conditions

Le gouverneur de l’Analamanga, Hery Rasoamaromaka, a dressé le bilan 2020 et les perspectives 2021 de sa région, hier, à son bureau à Ambohidahy. Il n’a pas oublié pour autant d’aborder le volet politique. Sur ce point d’ailleurs, il a déclaré « nous sommes prêts à travailler avec l’opposition». A condition notamment que cette dernière soit…

Tapatapany

#- Roa vavy maty an-drano teny Ambohimangakely. 16 taona ny zokiny ary 13 taona ny zandriny. Namoy ny ainy, raha nilomano tetsy amin’ny reniranon’Ampasimbe, teo amin’ny toerana antsoina hoe Tsitafarany ireto ankizy ireto, ny sabotsy lasa teo. Toerana tsy lavitra loatra ny tetezan’Anketana Ambohimangakely. Niara-nilalao sy nilomano niaraka tamin’ny naman’izy ireo roavavy hafa ireto farany.…

Zone franche : De nombreuses entreprises encore opérationnelles

Les entreprises de la zone franche ont été fortement touchées par la crise sanitaire liée à la pandémie de covid-19. En effet, la plupart de leurs activités sont tournées vers l’exportation. Bon nombre d’entre elles sont même en cessation d’activité faute de clients à l’étranger, et ce, à cause toujours de cette épidémie de coronavirus.…