Day: 17 janvier 2021

Anjozorobe : Namono olona ihany koa ny varatra

Trano iray no may, rava tanteraka rehefa nilatsaham-potaka tao amin’ny kaominina Andranomisa Anjozorobe ny alakamisy teo. Tovolahy iray no fantatra fa namoy ny ainy vokatr’izay. Raha ny teto an-drenivohitra sy ny manodidina dia ain’olona faninefany indray no nafoy, amin’izao andro fahavaratra izao, vokatry ny hetraketraky ny natiora. Ankoatr’ilay teny Manandriana Avaradrano, izay nisiana zaza telo…