Day: 20 janvier 2021

Flash-Eco

*L’Institut national de la statistique (INSTAT) reprend les enquêtes statistiques auprès des ménages. Les enquêteurs seront déployés dans les 22 régions du pays pour enquêter sur les indicateurs de développement qui sont des outils indispensables  aux techniciens pour élaborer les stratégies de développement. Les enquêtes fournissent  des informations détaillées sur le niveau de consommation et…

ONTM-CTM : Deux actions phares financées par l’Union Européenne

Faire de Madagascar une destination sûre qui rassure les touristes nationaux et internationaux sur le plan sanitaire tout en proposant tout au long de l’année des offres adaptées aux nouvelles tendances de voyage. Tel est l’objectif commun de l’Office National du Tourisme de Madagascar (ONTM) et la Confédération du Tourisme de Madagascar (CTM) pour faire…

Policiers blessés  à Amboasary : Deux ministres dépêchés sur place

L’insécurité gagne du terrain à Amboasary-Sud. Les forces de l’ordre en paient toujours le prix malgré les efforts que ses éléments déploient sur le terrain. Ce qui est arrivé aux deux policiers dans le fokontany de Tarandy, commune urbaine d’Amboasary Atsimo le 18 janvier dernier, en est la preuve. Alertés d’une attaque de dahalo dans…

Prolifération des armes : Un Kalachnikov et des munitions découverts chez un cultivateur

Ces découvertes font froid dans le dos. Des munitions pour Kalachnikov et un AKM ont été saisis lors des perquisitions menées dans le cadre de la lutte contre la prolifération des armes de guerre. Ces armes ont été trouvées à 1 km au sud-est du village d’Antanambaobe, Matsondakana, District de Befandriana Avaratra, à la fin…

Cybercriminalité : Nisandoka ho Jeneraly, natao hazalambo

Xavier Rakotoson ny anarana amin’ny kaonty facebook izay nampiasainy. Sarin’ny jeneraly maromaro izay nifandimby nitantana ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena  no nampiasainy. Tsy vitan’izay fa nentiny nisolokiana izany. « Nitonona ho jeneraly  Rakotoson Xavier izay miasa eo anivon’ny zandarimaria izy. Mampiresaka an’ireo tanora izy ary milaza fa afaka mampiditra azy ireo ho mpianatra zandary ary maka…

Tsiroanomandidy : Jiolahy rain-dahiny maty voatifitry ny zandary

Teny an-dalana hihazo ny birao ny tafatsoaka tampoka ny lehilahy iray, jiolahy rain-dahiny any amin’iny faritra Bongolava iny, ny voalohandohan’ny volana teo. Nanao izay nijanonany ireo mpitandro filaminana saingy tsy nety, hany ka voatery nitifitra izy ireo. Maty tsy tra-drano ny lehilahy. Tsy vao tamin’io anefa no nikasa hitsoaka teo am-pelan-tanan’ny zandary ity olon-dratsy rain-dahiny,…

Vokatry ny andro ratsy : Fiara iray lasan’ny rano, olona roa tsy hita popoka

Tra-doza noho ny rano-trambo, naterak’ilay andro ny ratsy ny fiara tsy mataho-dalana iray, avy any Antsiranana, omaly. Simba tanteraka ilay fiara nentin’ny rano, mbola misy olona roa tao anatiny kosa no karohina fatratra hatramin’ny omaly hariva. Efa nitondra rotsak’orana sy rivotra mahery any amin’iny tapany Avaratry ny nosy tokoa ilay rivo-doza Eloise, na dia mbola…

Fianarantsoa : Raim-pianakaviana iray novonoin’ny mpanampy an- tranony

Raim-pianakaviana iray no hita faty tao anaty lava-drano tany Fianarantsoa omaly. Tonga teny an-toerana ny mpitandro filaminana nanao ny fanadihadiana sy nampiakatra ny razana niaraka tamin’ny tompon’andraikitra avy amin’ny BMH. Hita tamin’izany fa novonoina izy io ary nalatsaka tao anaty lava-drano ny fatiny. Mitodika any amin’ny mpanampy avy hatrany ahiahin’ny mpanao famotorana momba ity raharaha…

CHAN 2020 : L’arbitrage de Andofetra Rakotojaona fait polémique

Le Malgache Andofetra Rakotojaona était en action lundi pour officier le premier match opposant le Maroc au Togo dans le groupe C, à l’occasion de la première journée du Championnat d’Afrique des Nations (CHAN) au Cameroun. Il a été assisté par son compatriote Hasinjarasoa Andrianantenaina. Bien que Andofetra Rakotojaona soit une véritable référence dans le…