Day: 5 février 2021

Anosibe : Nanaovan’ny olona bemidina ilay voalaza ho mpisoloky

Tezitra ireo nilaza ho voasolokin’ny lehilahy iray monina etsy Anosibe. Nifamotoana izy ireo omaly ary nanao bemidina teny an-tranon’ilay olona. Tanora maherin’ny roapolo no indray nitontona teny ary nasaina nivoaka tao an-tranony ilay voarohirohy ho mpisoloky. Nentin’ireo olona tezitra tanteraka teny amin’ny fokontany nony avy eo. Io rafitra io indray no nanapa-kevitra ny nitondra ireo…

Imerinkasinina : Meeting excursion sur les terres de Marc Ravalomanana

Jour J-1 pour la sortie des partisans de l’Opposition qui franchiront le Rubicon demain dans l’Avaradrano. « Asabotsy mifankahita ». C’est le mot de ralliement lancé sur les ondes de « Radio Miara-manonja » par les organisateurs de la sortie prévue demain à Imerinkasinina. « Le choix de l’Avaradrano s’explique pour des raisons historiques »,  selon l’un des animateurs de la station…

Fifamoivoizana amin’ny alina : Hisava ary hanafay ireo tsy ara-dalana ny polisy

Nanomboka ny alin’ny alarobia lasa teo dia nisy ny hetsika manokana nataon’ny teo anivon’ny polisim-pirenena, hisavana ireo fitaovana rehetra mpifamoivoy amin’ny alina, tsy manara-dalana. “Nahatsapa ny teto anivon’ny polisim-pirenena fa maro ireo fandikan-dalana ataon’ny mpitondra fiarakodia sy  moto ary ny sarety sy ny bisikleta amin’ny alina ka isan’ny fositra mahatonga ny loza. Ny tsy fisiana…

Gouvernement américain : 4 millions de dollars pour la Cour des Comptes

La Cour des Comptes est l’institution supérieure d’Audit de Madagascar, chargée de contrôler toutes les dépenses publiques et de mener des évaluations des politiques pour l’Assemblée nationale. La cérémonie de lancement du projet de renforcement des capacités de la Cour des Comptes de Madagascar 2020-2025 s’est déroulée, hier, à l’hôtel Colbert. A cette occasion, l’ambassadeur…

Environnement : Madagascar vend 50 millions de dollars de crédits carbone

Le programme « Atiala Atsinanana » est la première initiative de mise en œuvre  de la Stratégie Nationale REDD+ du pays, destiné à la vente de crédits carbone La protection de l’environnement peut rapporter gros. C’est effectivement le cas avec la signature de l’accord de paiement du programme de réduction d’émissions « Atiala Atsinanana» conclu entre le gouvernement…

Fisolokiana sy fivadiham-pitokisana : Voasambotra tany Toamasina ilay ramatoa nokarohina

Voasambotra tany Toamasina afakomaly, ilay ramatoa nokarohin’ny polisy ekonomika fatratra, nanomboka ny 30 janoary 2020. Namoahana didy fikarohana sy fisamborana izy io. Fisolokiana sy fivadiham-pitokisana no fiampangana an’ity ramatoa antsoina hoe Faravololoniaina Edmonde, izay nipetraka tao amin’ny Villa Diamondra, Kianjamalaza Andriantompoiray, kaominina ambanivohitra Ambatomirahavavy. Nambaran’ireo fianakaviana lasibatra tamin’ity fisolokiana sy fivadiham-pitokisana nataon’ity olona ity, fa…

Lalam-baovao Tsarasaotra : Olona valo izay no matin’ny lozam-pifamoivoizana teo

Olona telo sahady izay no matin’ny lozam-pifamoivoizana teo amin’ny lalam-baovao Tsarasaotra hatramin’ny niandohan’ny taona ary samy tamin’ity volana febroary ity avokoa izany. Tamin’ny taon-dasa indray dia nahatratra dimy ny namoy ny ainy teo. Nisy avy hatrany ny fivoriana teo anivon’ny ministeran’ny fitaterana ary nahafahana namoaka fepetra roa izany. Voalohany dia ny famerana ny fandehanan’ny fiara…

Football – Estac Troyes : Rayan Raveloson dans le Top 5

En pleine évolution. L’international malgache Rayan Raveloson est retenu parmi les cinq meilleurs joueurs présélectionnés dans son équipe, l’Estac Troyes pour le mois de janvier. C’est plus qu’évident que son nom soit aligné à ce rang puisqu’il a largement contribué à la domination de son équipe en la menant jusqu’en tête du classement provisoire de…