Day: 8 février 2021

Jesosy Mamonjy : Rakitra ny adin’ny samy mpivavaka omaly teny Ankorondrano

Nitrangan’ny savorovoro omaly teny amin’ny fiangonana Jesosy Mamonjy Ankorondrano, nandritra ny fifidianana izay ho filankevi-pitantanana ity antokom-pivavahana ity. Nandritra ny tapak’andro maraina no nanaovana ny fifidianana ka rehefa lany ny olona miisa 6 tamin’ny 11 nofidiana ka hanao ny filazana ny momba azy ireo amin’ny fomba ofisialy dia nisy andiana mpivavaka nanda izany avy hatrany.…

Ambatomirahavavy : Tokantrano voatafika, voarohirohy ny mpiambina

Nendahin’ireo mpanafika hatramin’ny peratra teny an-tanan’ny tompon-trano, tamin’io alin’ny sabotsy hifoha alahady io tao Vohitsoa, Ambohidranomanga, kaominina Ambatomirahavavy. Niantefan’ny ahiahy voalohany tamin’ity fanafihana nitranga tao an-toerana ity ny mpiambina izany tanàna izany. Efa nosamborina sy natao fanadihadiana moa ity farany, izay araka ny filazan’ny fampitam-baovao avy amin’ny mpitandro filaminana dia nahitàna entana halatra avy tao…

Secteur de la pêche : Une production annuelle d’une valeur de 750 millions USD

Le secteur de la pêche joue un rôle important dans l’économie nationale.  En effet, ce secteur y inclus l’aquaculture, fait vivre plus de 1,5 millions d’habitants résidant dans les régions côtières de l’île. Ils font partie des communautés les plus vulnérables et marginalisées du pays alors que la production halieutique annuelle porte une valeur de…

Exposition : Miharih’Art, un patchwork d’art et de culture

La maison d’art Antaninandro met en avant un artiste tous les mois. Pour ce mois de février, Maminiaina Rasoamanana, artiste peintre, sculpteur et photographe, a présenté sa toute première exposition en solo intitulée Miharih’Art. Parmi ses toiles, se trouve « organiques psychédéliques ». Peinture à l’huile sur support en bois, teinté en bombe spray et colle chaude. …