Day: 5 mars 2021

KMSI : L’unique solution est le dialogue

Face à la situation qui prévaut dans le pays, l’association «Komity Miaro ny Soa Iombonana» (KMSI) estime que « l’unique solution est le dialogue. Dans le cas contraire, on pourrait arriver à des choses inexplicables ». Et d’enchaîner qu’il s’avère important de mettre en place un nouveau gouvernement. Concernant le meeting organisé par l’opposition, samedi prochain, son…

Fitateram-bahoaka ao Maevatanàna : Voasazy izay tsy mampiasa « manifold »

Miteraka sakana eo amin’ny fanaovan’ny mpitandro ny filaminana fanadihadiana ankehitriny ny tsy fisian’ny fitànana an-tsoratra ireo mpandeha amin’ny kaoperativam-pitaterana sasany eto amin’ny renivohi-paaritra Betsiboka, na io rezionaly na nasionaly. Ny ankamaroan’ny fanafihana taksiborosy nitranga tato amin’ny lalam-pirenena fahefatra dia mpandeha ao anatiny ihany no misy jiolahy. Izany hoe miova kely amin’ny fisehoan’ny fanafihana taloha izay…

Ambokatra : Une carrière fonctionnant avec une centrale solaire hybride

La carrière d’Ambokatra fait office de pionnière dans l’utilisation d’une centrale solaire hybride. Ce site de production de matériaux de construction situé à Toamasina va bénéficier d’un projet d’installation et d’exploitation d’une centrale solaire hybride associant les technologies photovoltaïques et thermiques.   Fruit d’un partenariat entre Green Energy Solutions (GES) et Colas Madagascar qui viennent…

Fisolokiana : Tonga hatreny am-piangonana

Lehilahy iray mitondra taratasy, izay voalaza fa avy amin’ny Foiben’ny Fjkm no mandeha mitety fiangonana ary mangataka fanampiana. Nanambara anefa ny teo anivon’ny Seraseram-pifandraisan’izany fiangonana izany fa mpisandoka io lehilahy ary tsy misy ny fankatoavan’ny Foibe, araka ny voarakitra ao anatin’ilay taratasy entiny mandehandeha. Nisy araka izany ny hafatra maika naparitak’ireo tompon’andraikitry mampitandrina ireo fitandremana…