Day: 25 mars 2021

Santé publique : Les tuberculeux appelés à achever leur traitement

La lutte contre la Covid-19 et la tuberculose devrait se faire dans un même élan. Les tuberculeux sont vulnérables à la Covid-19, pourtant 9% d’entre eux abandonnent leurs traitements selon les estimations.  Les personnes atteintes de la tuberculose figurent dans la liste des vulnérables face à la pandémie de la Covid-19. Tout comme la Covid-19,…

Mesures sanitaires : Le Conseil des ministres revient en mode virtuel

Le sommet de l’Etat évite la réunion présentielle pour éviter la transmission du virus. Le Conseil des ministres d’hier a été tenu en visioconférence. Depuis hier, le Conseil des ministres s’est tenu en visioconférence. Les ministres ne font plus le déplacement habituel pour se réunir aux palais d’Iavoloha ou à Ambohitsorohitra, mais sont restés, chacun,…

Fiaraha-monina sy fahasalamana : 85 % ny tokantrano voakorotan’ny firaisana ara-nofo tsy voafehy

Ny fitiavana no entina mamehy ny tokantrano. Tsy ny vola ihany anefa no entina mampandeha io tokantrano io fa isan’izany ny resaka firaisana ara-nofo izay natao ho an’ny mpivady ihany. Tsy azo atao amin’ny zaza tsy ampy taona, eo amin’ny mpianadahy, ny mpianaka, sy ivelan’ny tokantrano. Araka ny fandinihana natao dia tsy mifidy saranga na…

Ambositra : Dahalo roa maty niharan’ny fitsaram-bahoaka

Avy nanao ny asa ratsiny tany amin’iny distrikan’Ifanadiana iny ireto olon-dratsy no tra-tehaky ny fokonolona tany amin’ny distrikan’Ambositra, ny herinandro lasa teo. Roalahy izy ireo ireto voasambotra ireto ary tsy navelan’ireo fokonolona raha nanaraka hatramin’ny ainy. Mba tsy mitsitsy ihany koa ireo fokonolona rehefa mahasambotra, toy ny ataon’ireo dahalo rehefa mampitondra faisana azy ireo mandritry…