Day: 8 avril 2021

Lutte contre le COVID-19 : Sanction immédiate pour le transport de dépouille sans autorisation

Pour concrétiser les directives préconisées par le Président de la République Andry Rajoelina, samedi dernier, dans le cadre de l’Etat d’urgence sanitaire, les hauts responsables de l’Etat-major mixte opérationnel national (EMMO-Nat) dirigé par le commandant de la gendarmerie nationale Général Njatoarison Andrianjanaka (COMGN), a apporté à la presse hier, des éclaircissements sur les mesures que…

Braquage à Ambodimita : Deux femmes appréhendées par la police pour association de malfaiteurs

Deux femmes coauteurs de plusieurs actes de banditisme dans la ville d’Antananarivo ont été appréhendées par la police. Les faits, suite à une enquête menée par la police sur l’affaire de braquage d’une voiture à Ambodimita, deux femmes complices des malfaiteurs ont été capturées la semaine derniè. Le  malfrat capturé ce jour-là a avoué qu’…

Cash point voaroba tetsy 67ha : MD avy hatrany ilay mpiasa, LP ireo namany

Izy tenany ihany no niketrika tanteraka ny hangalarana ireo volan’ny mpampiasa azy tao amin’ity cash point niasàny, ary izy tenany ihany no nandratra ny tarehiny, nentiny nanamarina  fa hoe voaroba ny anao. Tra-tehaka anefa ny nafenina ! Taorian’ny fanolorana ireto olona voarohirohy tamin’ny fandrobana cash point iray teny amin’iny faritra 67ha iny dia fantatra araka ny…

Anjozorobe : Mpividy vato nalain’ny dahalo an-keriny

Lehilahy iray, saika hividy vato tany amin’iny distrikan’Anjozorobe iny no lasibatry ny fakana an-keriny nataon’ny olon-dratsy, ny alatsinainy teo. Niditra an-tsehatra avy hatrany ireo mpitandro filaminana tany an-toerana. Ny alin’ny alatsinainy ny Paka teo, tokony ho tamin’ny sivy ora alina tany ho any no nahazo antso ireo zandary avy ao zana-tobim-paritra Beronono ny mahakasika ity…

Fisolokiana : Marobe ny vehivavy karohina

Saika isan-kerinandro dia misy filazàna fikarohana hatrany avy amin’ny mpitandro ny filaminana. Ny tsikaritra dia betsaka amin’ireo ny taranak’i Eva. Vao omaly izao ny polisim-pirenena no nampahafantatra fikarohana ramatoa iray antsoina hoe Rabezanahary Noro izay nosokajian’izy ireo ho mpisoloky avo lenta amin’ny sehatry ny varotra sy ny fampiasàna taratasim-bola tsy misy antoka. Ny fiadidian’ny polisy…

Protection sociale : «L’ODD 1.3 est déjà atteint» dixit Andrianiaina Randriamananjara

Madagascar prévoit de bénéficier près de 4 millions d’individus des programmes de filets sociaux de sécurité d’ici 2025. «L’objectif du développement durable selon lequel 15% de la population vulnérable devraient bénéficier des aides financières, plus précisément des aides sociales, est déjà atteint. Nous avons dépassé ce cap». Ce sont là les propos d’Andrianiaina Randriamananjara, directeur…