Month: avril 2021

Mpanendaka eny Isotry : Lehilahy roa, 32 sy 43 taona, voasambotry ny polisy

Lehilahy roa, 32 sy 43 taona, no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria CSP4 Isotry ny alarobia teo, teny Manarintsoa Isotry, noho ny resaka harom-paosy. Teny akaikin’ny « Perception Principale » Isotry no tra-tehaka teo am-panatanterahana ny asa ratsy raha saika hangarona paosy. Efa mpamerin-keloka izy roa lahy ireto izao tratra izao. Mampitaraina ny olona…

Fampivoarana ny ara-tsosialy : Nahazo trano na tantely ireo VOI ao Ambahoabe Soanierana Ivongo

Fiarovana ny tontolo iainana sy fitsinjovana ny vahoaka sahirana, izay no paikadin’ny talem-paritra misahana ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy ao Analanjirofo; ka noho ny fiaraha-miasany amin’ny tetikasa PADAP dia nisy ireo trano na tantely natolotra ireo mpiompy izany ao Ambahoabe Soanierana Ivongo. Olana goavana ho an’ny tantsaha mpiompy ity tantely ity mantsy ny…

Fikambanana “JIRO” Analanjorofo : Mitaky ny fanamboarana ny RN5 fa potika tanteraka…

Nampiantso mpanao gazety tao amin’ny trano fandraisam-bahiny Oasis ao Fenerivo atsinanana nhy fikambanana “JIRO” any an-toerana, izay fikambanana nitsangana ny taona 2020 ary ivondronan’ireo avara-pianarana monina sy miasa ao amin’ny faritra Analanjirofo, izay manana ny filohany Atoa Toto Wenceslas Ludovic. Nandritra ity tafa nataony tamin’ny mpanao gazety ity no nilazan’izy ireo ny tokony hanamboarana faran’izao…

Anjozorobe : Toute une famille enlevée par une dizaine de ‘dahalo’ munis de kalachnikov

Devenue une pratique courante chez les ‘dahalo’ ou bandits de grand chemin, le kidnapping terrorise le district d’Anjozorobe. Ce qui s’est passé mardi dernier en est la preuve. Ce jour-là vers 19 heures, quatre individus d’une même famille un père, ses deux fils et son beau-frère, ont été enlevés par une dizaine de bandits armés…

Athlétisme – Fédération : José Solofoharijao candidat à la présidence   

2021 est l’année électorale au sein de la Fédération malgache d’athlétisme (FMA). Après Norolalao Andriamahazo, présidente de la FMA, voilà un second candidat en la personne de José Solofoharijao qui annonce son intention de briguer la présidence de la fédération. L’ancien président de la commission nationale trail au sein de la FMA entend apporter ses…