Day: 3 mai 2021

Nouvelles mesures anti-covid

*Reprise des cours pour les classes d’examen Les élèves des classes d’examen, candidats au CEPE, BEPC et baccalauréat, dans les régions « sous cloche », reprendront les cours, cette semaine, d’après les déclarations du président de la République, lors de l’émission spéciale face aux journalistes, hier soir. Une reprise qui exclut de ce fait les classes intermédiaires…

Andry Rajoelina : « J’ai un contrat de 5 ans avec le peuple malgache »

Le président de la République n’a pas encore déclaré s’il serait candidat en 2023 ou non. Andry Rajoelina ne dévoile pas encore son agenda politique à l’issue de son premier quinquennat. Interrogé hier par les journalistes durant une émission radiotélévisée spéciale, le président de la République n’a pas encore dit s’il serait candidat ou non…

Tanjombato : Tovolahy vao 17 taona tratra nitondra rongony

Tovolahy vao 17 taona no voasambotry ny polisin’ny kaomisaria Tanjombato ny asabotsy teo tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany. Nandritra ny fisafoana nataon’ny polisy teny amin’ny fokontany Tongarivo no nahatratrarana ilay tovolahy iray mapiahiahy. Niroso tamin’ny fisavana ny mpitandro filaminana ka nahatratrarana fonosana rongony tany aminy. Nentina avy hatrany teny amin’ny birao hanaovana fanadihadiana…

Isotry : Voay tao anaty lakandrano nampitangorona olona

Olona iray sendra nandalo no nahatsikaritra biby miendrika voay nilomano tao amin’iny lakandrano tetsy Isotry iny omaly. Vetivety dia nitangorona iny olona. Raha saika zara raha nisy olona niselintselina ny araben’Antananarivo omaly, nandritra ny fihibohana tanteraka, fepetra noraisin’ny Fanjakana isaky ny faran’ny herinandro, hisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid-19. Tsy toy izany kosa no nitranga nanamorona…

Ady amin’ny covid 19 : Azo itokisana ny fitsaboana nentim-paharazana

Manoloana ity ady amin’ny valanaretina Covid19 izay manafika ary mapihorohoro izao tontolo izao ity, noporofoin’ny fikambanan’ireo mpitsabo nentim-paharazana mivondrona ao amin’ny FiTRAMA (Fikambanan’ny Tradipraticiens Malagasy), izay manana ny foiben-toerany eo amin’ny fokontany 67 ha Atsimo fa tsy tokony hanahirana ny Malagasy ny miady amin’io fahavalo iombonana io. Ananantsika Malagasy ny fanafody sy ny fanefitra hiatrehana…

Entre le pays réel et le pays légal

L’effectivité des mesures sanitaires dictées par la pandémie de Covid-19 est révélatrice de l’état des relations entre gouvernants et gouvernés, à un moment crucial où le pays a justement besoin de compréhension et de solidarité. Entre le pays réel et le pays légal L’état d’urgence sanitaire accentue la déconnexion entre le pays réel, empêtré dans…