Day: 14 mai 2021

Coupe du monde de Slam : Louiz Fasa en demi-finale

La slammeuse malgache Louiz Fasa, qui n’est autre que la championne nationale dans cette discipline participe ce jour à la demi-finale de la coupe du monde de Slam-Poésie. Etant donné les circonstances actuelles, l’événement se déroulera exclusivement en ligne via le logiciel de visiophonie Zoom. Le public peut suivre les prestations de notre représentante nationale,…

Portrait : Margherita Davico, la finaliste italo-franco-malgache de « The Voice »

La finale « The Voice » demain soir est attendue par bon nombre de Malgaches. Marghe, née à Madagascar, possède les atouts pour remporter le titre. Bref aperçu de son parcours. C’est indéniable, la jeune Marghe a du talent. Elle participe à une émission française de télé crochet « The Voice », qui pourrait la propulser vers la célébrité.…

“Clinique” iray eto Toamasina : Mifangaro ny fitsaboana sy ny politika

Nahavelom-bolo ny marary maro ny fomba fiasa tao amin’ity toeram-pitsaboana tsy miankina (Clinique) ity, indrindra tamin’ity ady nataon’ny Malagasy amin’ny coronavirus; satria aina maro no navotana teo amin’izy ireo nandritra izany. Vokatr’izany dia maro ireo orinasa tsy miankina sy ireo olona ambony no mitsabo tena eo amin’izy ireo, vokatry ny Covid-19. Mianadahy samy mpiasam-panjakana izy…

Fandefasana olona tany Mayotte : Nosamborina ilay ramatoa tompon’andraikitra 

Voasambotra i Maria rehefa nokarohina sy natao hazalambo. Izy no tompon’andraikitra tamin’ny fandefasana olona hiditra an-tsokosoko tany Mayotte. Rendrika anefa ny vedety nitatitra azy ireo, ka nahafaty an-dranomasina ny olona valo (tamin’ny 21 nentina) ny 18 oktobra tamin’ny taon-dasa. Valo volana taty aoriana, azon’ny zandary teo amin’ny toerana antsoina hoe « pont Joby », fokontany Jabala, ao…

Fakàna an-keriny : Voasambotra ihany i Del kely

Ela ny ela ! Voasambotra tany amin’ny faritra Alaotra Mangoro, tao amin’ny distrikan’i Moramanga iny, omaly, ilay lehiben’ny jiolahy mpaka an-keriny, nampitondra faisana distrika maromaro, fantatra amin’ny anaram-bositra hoe Del kely, raha ny fampahafantarana nataon’ny zandary. Raiki-tadidy ho an’ireo mponina efa lasibatry ny fakàna an-keriny mihitsy angamba ny andron’ny omaly, 13 may, andro nahasamboran’ny zandary izay…