Day: 4 juin 2021

Ben’ny tananan’i Toamasina renivohitra : Tsy maintsy ho ravana ireo fanorenana rehetra tsy manara-dalana

Raha ny fandaharam-potoana teo anivon’ny mpanolotsain’ny kaominina renivohitr’i Toamasina, ao anatin’ny fivoriana ara-potoana ataon’izy ireo nanomboka ny 25 may teo, dia ny alakamisy 3 jona teo no nifampitafa tamin’ny mpanatanteraky ny kaominina, notarihin’ny ben’ny tanana, Rakotonirina Nantenaina Herilala, izy 19 mianadahy. Maro ireo nifampitafàna tamin’izany, nahatonga ireo mpanolotsaina sasany nasiaka tamin’ny mpanatanteraka noho ireo asa…

Gestion des déchets : Des points de collecte pour les bouteilles en plastique usagées

La  journée mondiale de l’environnement   sera marquée par la sensibilisation du grand public à amener ses bouteilles en PET usagées dans les bacs à collecte par le biais du projet “Kopakelatra”. . Des animations seront ainsi organisées demain  au niveau des huit points de collecte dans la capitale, dont quatre au Leader Price Ambatobe, Ankorondrano,…