Day: 12 juin 2021

Paiement des bourses d’études : Les cartes visas e-poketra bientôt distribuées aux étudiants

L’Etat a confié à la Paositra Malagasy (Paoma), le paiement des bourses d’études des étudiants via l’application des NTIC (Nouvelles Technologies de l’Information et de la Communication). « Ce nouveau système de paiement en ligne a connu un succès lors de la régularisation des bourses d’études de la première vague des étudiants. Nous ne cessons d’apporter…

Manarintsoa Isotry : Mpitandro ny filaminana voendaka

Tovolahy iray no nosamborin’ny polisin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahefatra etsy Isotry noho ny resaka fanendahana ny alakamisy teo. Mpitandro filaminana teto no lasibatra. Efa tsisy tahotra intsony tokoa ry zalahy mpanao ratsy fa na hatramin’ireo tompon’andraikitry ny filaminana, izay tokony hatahorany aza dia ataony mahita faisana mihitsy. Teny amin’iny faritra Manarintsoa Isotry iny, ny andron’ny alakamisy…

Toamasina : Nanaovana bemidina ny « boîte de nuit »

Tsy niandry ela taorian’ny dokam-barotra izay nandeha tamin’ny tambajotran-tserasera mahakasika ny fampahafantaran’ny toeran-danonana samihafa ny fisokafany indray dia nisy fidinana ifotony nataon’ny manam-pahefana tao Toamasina. Nanao bemidina tany anaty toeram-pandihizana sy « karaoké » ny mpitandro ny filaminana ary nisava sy nanidy ireo izay nisy olona nandihy. Ao Toamasina dia nisy ny nanaja ny fepetra ara-pahasalamana ary…

Barea : Abel Anicet sous le charme

On avait craint le pire … Comme quoi le capitaine des Barea, Abel Anicet Randrianantenaina, ne va pas apprécier l’encadrement d’Éric Rabesandratana. On pensait, à tort, qu’il allait encore prendre la défense de Nicolas Dupuis comme il l’avait fait auparavant. Mais il a radicalement changé. Son opinion sur Rabesandratana ainsi que ses avis sur les…

Vaksiny ny Coronavirus : Manao izany mandritra ny roa andro ny seranan-tsambon’i Toamasina…

Natomboka omaly alakamisy 10 jona ka mifarana androany zoma 11 jona ny fanaovam-baksiny teo anivon’ny seranan-tsambon’i Toamasina, izay nahitana ny teo anivon’ny Spat sy Smmc ary ny Apmf, teo ihany koa ireo mpiara-miasa rehetra eo anivon’ny seranan-tsambo. Miisa 400 teo ireo nisoratra anarana raha ny fanazavana azo, saingy mety hitombo betsaka izany araka ny nambaran-dRtoa…

Ankazomanga : Un train percute une voiture sur un passage à niveau

Une collision entre un train et une voiture survenue ce vendredi n’a heureusement pas eu de conséquence dramatique. Un train qui circulait entre la gare Soarano et le côté Est a percuté une voiture à faible allure. L’accident s’est produit à hauteur d’un passage à niveau situé à Ankazomanga, hier matin vers 8h. Heureusement que l’accident…

Société offshore : Madagascar a la cote

Le secteur de l’outsourcing défie la crise qui frappe de plein fouet plusieurs entreprises durant cette pandémie. La multinationale Intelcia projette actuellement d’étendre ses activités à Antsirabe avant de s’implanter en région.  D’extension en extension. Commençant généralement avec une structure moyenne, les sociétés « offshore » trouvent apparemment leur compte à Madagascar. Les acteurs débutent pour agrandir…