Day: 18 juin 2021

Bokarano-Mahazomà : Olona telo lasan’ny dahalo an-keriny niaraka amin’ny omby

Nanomboka ny alahady maraina lasa teo no tsy nahitana an’ireo olona telo nalain’ny dahalo an-keriny, tany amin’ny tanàna antsoina hoe Bokarano, kaominina Mahazomà, ato amin’ny disitrikan’i Maevatanàna. Nandritra ny fanafihana nataon’ireo dahalo am-polony tamin’io toerana io no nitondrana an-keriny vehivavy telo teo an-tanàna. Nanapoaka basy ireo malaso, talohan’ny nandosirany. Nanenjika sy nifanandrina tamin’ireo olon-dratsy ny…

Fandrahonana ho faty : Mpivady sy tovolahy iray voasambotry ny polisy

Vola mitentina 10 tapitrisa ariary no notakian’ireto olon-dratsy tamin’ny raim-pianakaviana iray, raha tsy izay dia hovonoin’izy ireo ho faty ity farany sy ny fianakaviany. Soa ihany, nandray andraikitra avy hatrany ny polisy. Lehilahy iray sy vehivavy iray, mpivady, no voasambotra tetsy Androndra ary tovolahy iray tetsy Ampamantanana. Voarohirohy noho ny resaka fandrahonana ho faty sy…

Hydrologie : La pénurie d’eau n’est pas à craindre pour Tana

Depuis quelques années, la Capitale et les communes périphériques subissent les conséquences de l’assèchement des rivières d’Ikopa et de Sisaony. Nous ne sommes pas encore en période d’étiage mais le niveau de ces rivières est pourtant au plus bas. Durant une rencontre avec la presse à Ambohijatovo, le directeur général du ministère de l’Eau, de…

Amparihy Ivato : Nifamono ny mpiray trano, maty ny iray

Mpizaodahy ireo nifamaly rehefa mamo. Izy ireo dia mpiray trano ihany saingy nentin’ny toaka ary tonga tamin’ny fifampikasihan-tànana. Tsy nijanona teo aza fa namoaka antsy izay efa teny am-bozonany ny iray ary tsy nisalasala nampiasa izany. Notsatohany teo amin’ny ilan-tratra havanana ary maty tsy tra-drano. Mba nisy olona nahita ny zava-nitranga ary niezaka ny namonjy…

Dégradation du pont d’Ampasika : Contrôle strict contre l’extraction de sable et de gravillons

Un grand danger pour les infrastructures publiques. C’est ainsi que le DG de l’Aménagement du territoire et des Travaux Publics (DGAT), Solomanoro Andriamalalavonjy, a qualifié la situation inquiétante, sous le pont d’Ampasika, à la frontière de la Commune de Bemasoandro. Hier, lors d’une descente inopinée sur les lieux, la délégation du MATP (Ministère de l’Aménagement…

Air France – Air Madagascar : Vers un règlement à l’amiable du litige qui oppose les deux compagnies

Le litige entre Air Madagascar et Air France aboutira-t-il à une solution à l’amiable ? Apparemment, ce sera le cas. En effet, dans un article publié le 15 juin dernier par Jeune Afrique Business +, il est notamment question d’un éventuel arrangement entre les deux compagnies. La Cour d’Appel demande aux deux parties de s’entendre. En…

Grève à l’Université de Tuléar : Le jeune décédé n’est pas un étudiant, selon les autorités

L’Organisme Mixte de Conception (OMC), représenté par le Préfet, soutient que le jeune décédé par balle hier n’était pas un étudiant de Maninday. Il appelle donc les universitaires à se calmer. De même, le patron de la Circonscription de la Gendarmerie confirme que le mort n’est pas un originaire de Tuléar. « Pour que les Forces…