Day: 25 juin 2021

Acte de banditisme : Quatre individus arrêtés par les gendarmes et 30 munitions saisies

Suite à une descente des éléments de la gendarmerie à Ambavarano Tanambao, fokontany Ambohimasina, commune urbaine et district d’Ambatondrazaka, des objets dérobés durant des attaques successives ont été trouvés. Ces attaques auraient été commises par des groupes de malfaiteurs dirigés par un certain Mbola. Une perquisition a été faite et quatre individus ont été arrêtés…

Moramanga : Des paysans livrent 7,2 tonnes de fruits et légumes pour Ambatovy

La reprise des activités d’Ambatovy fait déjà le bonheur des acteurs économiques de la région Alaotra Mangoro. Plus particulièrement les paysans de Moramanga qui ont livré depuis le mois de janvier,  plus de 7,2 tonnes de fruits et légumes pour Ambatovy. Ils sont au total 44 paysans . regroupés au sein de trois organisations paysannes,…

Iray volan’ny ankizy : Ankizy manana fahasembanana 90 nampilalaovina

Ao anatin’ny fankalazana ny iray volan’ny ankizy soa aman-tsara isika izao volana jona izao. Nanatanteraka hetsika mifandraika amin’izany ny ONG Merci, izay ao anatin’ny tetikasa Voizo Analamanga, nentina nampifaly sy nampilalao ankizy manana fahesembanana miisa 90. Natao omaly izany hetsika izany teny amin’ny Espace Dera Tsiadana, ka nampitondraina ny lohahevitra hoe Ankizy manana fahasembanana misitraka…

RN3 : Fiara nandona andrin-jiro, olona roa naratra mafy

Tapaka tanteraka mihitsy iny lalam-pirenena fahatelo mihazo an’Anjozorobe iny omaly noho ny loza nitranga teo Soavinimerina. Fiara tsy matahodalana iray no nifatratra teny amin’ny andrin-jiro mpitondra herinaratra mahery vaika omaly, tokony ho tany amin’ny mitataovovonana mahery kely tany ho any. Vokany, olona roa, tovolahy iray 20 taona teo ho eo sy lehilahy lehibe iray mananiky…

Ambohitsoa : Trano telo indray nirehitra

Ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo no nitranga ny loza. Ny trano voalohany toeram-pivarotana enta-madinika, ny faharoa fivarotana kojakoja fanamboarana ary ny fahatelo fivarotana raokandro malagasy. Ny mpiara-monina tao amin’ny trano dia nilaza fa na izy ireo aza dia tsy mahafantatra izay niandohan’ny afo. Ny trano efa nirehitra no nisy nahita ary nifanampy ny olona…

Herisetra teny Ambohijanaka : Nalefa eny amin’ny akany i Cédric sy Stéphanie

Napetraka amin’ny akany i Cédric sy Stéphanie, ireo zaza mianadahy niharan’ny herisetra nataon’ny mpivady nitaiza azy ireo, teny Ambohijanaka. Izay no tapaky ny fitsarana ary tsy nampahafantarina ny anaran’ilay akany. Ny alatsinainy ho avy izao ilay reny niteraka azy mianadahy no miverina indray eny amin’ny Fitsaràna. Ho hita eo na haverina aminy ireo zaza na…