Day: 11 septembre 2021

Belo Tsiribihina : Mpanangom-bokatra maty tsy tra-drano notifirin’ny dahalo

Nitrangana vono olona niseho tamin’ny fomba feno habibiana indray tany amin’ny Distrikan’i Belo Tsiribihina, Faritra Menabe, afakomaly alina, tokony ho tamin’ny valo ora alina tany ho any, ka mpanangom-bokatra iray antsoina hoe : Jama no maty tsy tra-drano notifirin’ny dahalo tao Beraketa. Raha ny fanazavana azo avy any an-toerana, avy tany Tsimafana hihazo ny toeram-ponenany ao…

Patrick Rajoelina : Les nominations des ambassadeurs feront l’objet d’un appel à candidatures

Le nouveau ministre des Affaires Étrangères compte apporter un nouveau souffle à la tête du ministère des Affaires Étrangères. Il veut accroître le rayonnement du pays à l’échelle internationale et promet de contribuer activement au développement.  Midi Madagasikara : Quelles sont vos priorités à la tête de la diplomatie malgache ? Patrick Rajoelina : J’ai quatre priorités qui…

Ambohitrimanjaka : Fiara mpitondra mofo nivarina tanaty rano, olona iray namoy ny ainy

Tsy voafehy intsony ny familiana, ka niafara tanaty rano ity fiara kely iray. Vokany, namoy ny ainy teo no ho eo ny mpamily, naratra saingy avotra kosa ilay mpanampy azy. Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray iny lalam-baovao tetsy Ambohitrimanjaka iny, omaly vao maraina. Fiara kely iray, avy nanao « livraison » mofo no namantana avy hatrany tany anaty…

Prefektioran’ny polisy Antananarivo : Nogiazana ilay basy nitifiran’olona teny Ambatobe

Efa tokony any amin’’ireo mpitandro filaminana misahana ny faritra nisy izany, ny tohin’ny fanadihadiana mahakasika ilay fitifiran’olona nitranga tetsy Ambatobe, andro vitsy lasa izay, araka ny nambaran’ny  avy eo anivon’ny prefktioran’ny polisy eto Antananarivo. Tsy vitan’izay ihany koa, fantatra fa efa nogiazana izany fitaovam-piadiana izany, niaraka tamin’ny taratasy hahafahana mitazona azy, araka ny taratasy nalefan’ny…

Pancrace-« Combat de défi » : Quinze duels explosifs à l’affiche

Le gymnase de Besarety accueillera la troisième édition du « Grand combat de défi de pancrace et de submission ». Un tremplin pour la compétition internationale prévue dans quelques mois.  Les grosses pointures seront exactes au rendez-vous de la troisième édition du grand combat de défi. Une première organisation post-pandémique pour le Comité d’Analamanga de…

I CT Competition : Huawei lance les inscriptions pour Madagascar

Huawei poursuit les initiatives de soutien aux jeunes en matière de formation en technologie de . l’information et de la communication. Après la certification, au mois d’août dernier, de 22 étudiants en Intelligence, lors d’une cérémonie qui s’est déroulée à l’hôtel Colbert Antaninarenina, Huawei Madagascar lance les inscriptions pour l’I CT Competition 2021-2022. Il s’agit,…