Day: 21 septembre 2021

Président Herimanana Razafimahefa : Un don pour l’école DMG Schule à Anosivola

Afin de soutenir les parents d’élèves face à cette rentrée scolaire, le président du Sénat, Herimanana Razafimahefa, a effectué une donation pour l’École DMG Schule à Anosivola, dans le district d’Ambohidratrimo, hier. Un don composé notamment de plusieurs fournitures scolaires ainsi que des matériels pédagogiques pour les instituteurs. « Cette infrastructure scolaire a été construite en…

Fanolanana : Tovolahy tra-tehaka teo am-pamiravirana ankizivavy 16 taona

Tamin’ny fahatongavan’ireo tompon’andraikitry filaminana teo amin’ilay toerana voalaza fa nitrangana ny fanolanana dia efa zazavavy mihoson-drà no hitan’ireto farany. Nosamborina avy hatrany ilay tovolahy nahavanon-doza ary nentina nihazo ny biraon’ny pôlisy. Tranga niseho tao amin’ny fokontany iray, tany amin’iny kaominina Tolagnaro iny, ny alin’ny alahady lasa teo. Tokony ho tamin’ny fito ora hariva tamin’io andro…

Lignes téléphériques et Mandraka 3 : Signature d’un accord de 200 millions d’euros à Paris

Un événement historique. La signature faite hier au Quai d’Orsay, à Paris, marquera l’histoire du pays en général, et l’histoire des transports malgaches en particulier. C’est ce qu’a déclaré la ministre de l’Economie et des finances, Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison. En effet, la mise en place de deux lignes téléphériques à Madagascar commence à se concrétiser…

76ème Assemblée générale de l’ONU : Les îles Éparses à l’ordre du jour à New York

Le sujet des îles malgaches dans le canal de Mozambique revient de nouveau dans l’agenda de l’Assemblée générale des Nations unies qui s’ouvre officiellement aujourd’hui dans son siège à New York. L’inscription de la question sur les îles Éparses dans l’ordre du jour de la 76ème Assemblée générale des Nations Unies donnera une nouvelle opportunité…

Betioky Atsimo : Zazalahy varira 12 taona, nalain’ny dahalo an-keriny

Zazalahy kely iray varira 12 taona no nisy naka an-keriny tany Bezaha Distrikan’i Betioky Atsimo. Taorian’ny fampitam-baovao ara-potoana nataon’ny fianakaviany, niara-nisalahy sy nifanome tanana ny rehetra nikaroka an’ity zaza bobo nandritra ny sivy andro. Tao anaty fanarahan-dia, nahazo loharanom-baovao mari-pototra avy tamin’olona tsara sitrapo ny mpitandro ny filaminana avy ao amin’ny Holafy 506 (ZDS Fiherenana)…

Fasam-bahiny Anjoma Toamasina : Nidina ifotony nijery ny halatra vy ny polisim-pirenena sy ny Urbanisme

Voamarin’ireo eo anivon’ny sampan-draharaha Urbanisme eo anivon’ny kaominina niaraka tamin’ny polisim-pirenena notarihan’ny kaomisera ny kaomisarin’ny Toamasina I Bazary kely ny faran’ny herinandro teo fa tena misy ny halatra vy am-pasana ao amin’ny fasam-bahiny Anjoma. Nandritra ny hetsika no nahitana fa an-jatony ireo varavaram-pasana – lakroa – vy samy hafa amin’ny fasan’olona, no nanjavona fa misy…

Atsimo Andrefana : Les victimes de la paralysie du tourisme reçoivent 15 000 Ar

Le tourisme est certainement le secteur le plus touché, couvrant un millier d’hôtels et restaurants autour de Tuléar, secteur qui compte surtout sur le tourisme venant de l’extérieur.  Depuis le mois de mars 2020 le secteur du tourisme essuie une perte. Beaucoup de restaurants de la Place de la République à Tuléar ont fermé boutique…