Day: 4 novembre 2021

Bongalava : Tanjona ny hampiakatra ambony ny tahan’ny famokarana trondro

Na dia diso fantatra loatra amin’ny resaka fiompiana omby aza iny faritra Bongolava iny dia azo lazaina fa mbola manana harena voajanahary azo trandrahana tsara sy entina hampandroso izany toerana izany ity faritra ity. Tsy inona izany fa ny famokarana sy ny fiompiana trondro. Tanjona mihitsy aza, araka ny nambaran’ny Governoran’ny faritra, ny Jly Ramiaramanana…

Fanolanana ankizy tao Mahanoro : Efa hatramin’ny taona 2020 ny fanolanana

Araka ny vaovao efa navoaka teto ny talata faha-2 novambra teo dia maty noho ny fanolanana natao azy ilay ankizivavy 12 taona. Nitombo ny vaovao voaray momba ilay mpanolana ka fantatra izao fa mpampiasa ilay ankizivavy ihany ilay nanolana azy, tao amin’ny fokontany Amboadiriana Mahasera kaominina Masomeloka ao Mahanoro no nitrangan’izany raharaha fanolanana nahafatesana  ankizivavy…

Vakinankaratra : Mpianatra 5300 tao anatin’ny 40 taona

Manamanarika ny faha-40 taonany ny CFAMMA na ivon-toeram-panofanana mahakasika ny fitaovam-pamokarana eto Antsirabe  aminin’izao fotoana. Efa maro ireo mpianatra nivoaka tao amin’ity ivon-toeram-piofanana ity nandritra izay efa polo taona nisiany izay, mahatratra 5300 izany raha ny antontan’isa voaray. Isan’ireo mpianatra nivoaka tamin’izany ny andiany miisa 3  izay navoka tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny volana Oktobra…

Antsirabe : Vato Amazonite roa taonina tsisy taratasy saron’ny zandary

Tao Mahandraza nandritra ny fisavana teo amin’ny sakana na « barage routière » no nahatratran’ny zandary ny fiara fourgon iray nitondra vato Amazonite milanja 2 taonina teo ho eo ny alin’ny 27 Oktobra lasa teo. Tsy misy taratasy ireto vato ireto fa dia nezahina nafenina tao ambany harina fandrehitra sy kitay. Niala tao Ambatofinandrahana saika haondrana ao…

TULEAR. LITIGE FONCIER. : « Nous avons été trompés par la mairie », dénoncent les victimes.

Les conseillers municipaux n’hésitent pas à vendre l’espace libre des trottoirs de Tuléar choisi par l’acheteur. Ils délivrent un récépissé, accusant réception de 2 millions à 40 millions d’ariary suivant la superficie.  La démolition a commencé ce mardi 2 novembre à 6h00. Toutes les négociations sont épuisées. Les interventions des autorités n’ont pu rien faire.…

Filets sociaux de sécurité : Les personnes en situation de handicap à identifier

Le Fonds des Nations Unies pour l’Enfance (UNICEF) et le bureau de l’ambassade royale de Norvège à Madagascar soutiennent le ministère de la Population dans la mise en place, prochainement, d’un programme d’allocation d’égalité des chances pour les personnes vivant avec un handicap dans le cadre d’une protection sociale inclusive. « Les enfants et personnes vivant…

Représentations extérieures : 15 postes d’ambassadeurs vacants, d’autres vont changer de place

Le processus de nominations des ambassadeurs de Madagascar auprès des autres Etats et organisations internationales est sur les rails du TGV. « Le président de la République accrédite et rappelle les ambassadeurs et les envoyés extraordinaires de la République auprès des autres Etats et des Organisations Internationales ». En vertu de ces pouvoirs régaliens à lui conférés…