Day: 16 novembre 2021

Réouverture des frontières : Rétablissement des visas d’entrée payants

Il a été décidé, lors du Conseil de gouvernement du 10 novembre dernier, au titre du ministère des Mines et des Ressources stratégiques, le décret modifiant le décret n°2021-475 du 28 avril 2021 portant dissolution de l’Institut de gemmologie de Madagascar (IGM), prolongeant le délai de processus de liquidation de l’IGM au 31 décembre 2021.…

Projet Sahofika : Un financement de 900 millions d’euros pour 8 millions de bénéficiaires

Un énorme bond réalisé dans la mise en œuvre du velirano numéro 2 qui consiste à faciliter l’accès à l’énergie pour tous les Malgaches. En effet, la cérémonie de signature du projet Sahofika qui consiste à l’installation d’une centrale hydroélectrique sur le fleuve Onive s’est déroulée hier au Palais d’Iavoloha, en présence des partenaires techniques et…

Déclaration de patrimoine : 13 nouveaux ministres défaillants

Les nouveaux entrants dans l’équipe gouvernementale disposaient de trois mois après leur nomination pour faire la transparence sur leurs biens et avoirs. 15 août 2021 – 15 novembre 2021. Les nouveaux membres du gouvernement avaient jusqu’à hier pour effectuer leur déclaration de patrimoine. Ils figurent effectivement dans la liste des personnalités assujetties à cette obligation…

Sambava : Tovolahy marary saina, hita faty nihatona teny ambony hazo

Tranga nahavalalanina ny maro no niseho tany Anjagnoveratra Distrikan’i Sambava, ny  asabotsy teo, tokony tamin’ny 12 ora atoandro. Tovolahy iray voalaza fa marary saina no hita faty nihatona teny ambony hazo tamin’ny tady « nylon », 20 metatra miala ny tranon’ny Ray aman-dreniny. Izay nahita an’ity tranga ity dia samy nametra-panontaniana avokoa na ny mpifanila-bodirindrina io na ny…

Matoatoa manapa-bolo : Lasibatra ny tovovavy 13 taona ka hatramin’ny 25 taona   

Valalanina amin’ny tranga miseho tsy mampino ary tsy hain’ny saina hazavaina, izay misy amin’ny Distrikan’i Bealalana ankehitriny ny ankamaroan’ny mponina any an-toerana. Mahoraka any amin’ity Distrika ity amin’izao, indrindra any amin’ny Kaominina ambanivohitra Ambatosia‚ Ampandrana‚ Mangindrano, . . . ny fisian’ny angatra (matoatoa) manapa-bolo tampoka, ka lasibatra ny tovovavy 13 taona ka hatramin’ny 25 taona.…

By-pass : Nambanana basy ny mpivarotra môtô

Efa mba mailo ihany ilay olona hivarotra môtô ary nitondra namana roa hafa. Tsy nanakana ireo jiolahy izay fetsy ratsy nanatontosa ny fanafihany anefa izany. Toa izao ny zava-nitranga. Nisy varotra môtô izay nalefa tamin’ny tambajotra sosialy. Nisy namaly tokoa izany ary niantso avy hatrany ny laharan’ny finday an’ny tompon’ilay kodiaran-droa. Teny amin’ny By-pass ny…

Rn7 : Fitaterana an-tsokosoko, kamiao nitondra mpandeha 240 isa

Irony fiarabe « semi-remorque » fitaterana entana irony no nitondràna ireto olona an-jatony mahery avy any Vaingandrano, ho any Mampikony. Tra-tehaky ny pôlisy misahana ny fifamoivoizana tamin’iny lalam-pirenena fahafito iny ny alahady teo, teo Alakamisy Ambohimaha. Dia sanatria toy ireny inona ireny ireto olona an-jatony maro, 240 isa raha ny totaly nomen’ny zandary, nasesika tao anatin’ilay « conteneur »…