Olivier Solonandrasana – Jean Ravelonarivo : Deux Premiers ministres candidats à la Présidentielle



Jacaranda

L’actuel locataire de Mahazoarivo aurait déjà contacté de nombreux parlementaires pour réclamer leur soutien.

En ordre dispersé. Le « Hery Vaovao ho an’i Madagasikara » risque d’être fragilisé par la scission durant l’élection présidentielle. De sources bien informées, le Premier ministre Olivier Mahafaly Solonandrasana prévoit de se porter candidat à la Présidentielle qui aura lieu cette année. Les préparatifs seraient déjà en bonne voie pour l‘actuel Chef du gouvernement qui, selon nos sources, disposerait déjà de 48 véhicules 4X4 prêts à être utilisés durant la campagne électorale. C’est peut-être dans le cadre de cette échéance électorale que le locataire de Mahazoarivo multiplie les descentes dans les régions. Ces derniers temps, il ratisse la partie Nord de la Grande Ile. Pas plus tard qu’hier, le Chef du gouvernement était à Ambanja après avoir été à Nosy-Be durant le week-end. D’après nos informations, Olivier Mahafaly Solonandrasana envisage de miser sur les électeurs du Nord et « des gens de la côte » pour sa première participation à une élection pérsidentielle. La question est toutefois de savoir sous quel parti politique il va se présenter. En tout cas, à en croire nos sources, l’actuel Premier ministre sera soutenu par une association dénommée « Ny Antsika jiaby izy ity ». D’ailleurs, cette association serait déjà en place au niveau de plusieurs districts.

Cavalier seul. Menacé de limogeage depuis un certain temps et bousculé par des parlementaires pro-régime qui ne cessent de réclamer son départ, Olivier Mahafaly Solonandrasana décide de faire cavalier seul, ne serait-ce que pour disperser les voix des partisans du « Hery Vaovao ho an’i Madagasikara ». Depuis quelques jours, il y a une dizaine de jours pour être exact, le locataire de Mahazoarivo a contacté de nombreux parlementaires dont ceux élus sous les couleurs des partis de l’opposition, des représentants des collectivités décentralisées et des agents dénoncentrés pour solliciter leur soutien. Il leur aurait expliqué que les donnes ont changé au Palais. Une allusion certainement au fait que la candidature de Hery Rajaonarimampianina ne fait plus l’unanimité dans les rangs des « kravaty manga » (cravatebleue). Quoiqu’il en soit, avec cette candidature d’Olivier Mahafaly Solonandrasana, deux Premiers ministres qui ont servi sous le régime Rajaonarimampianina seront en lice pour l’élection présidentielle au mois de novembre. Le prédécesseur d’Olivier Mahafaly Solonandrasana, le Général de Brigade Aérienne Jean Ravelonarivo lui aussi, a déjà préparé sa candidature depuis belle lurette. D’ailleurs, de sources bien informées, l’ancien locataire de Mahazoarivo prévoit d’officialiser sa participation à la course à la Magistrature suprême dans les jours qui viennent. Reste à savoir si ces deux patrons de l’Adminsitration seront de taille pour affronter d’autres candidats potentiels tels que les Andry Rajoelina, Marc Ravalomanana, ou encore le président candidat Hery Rajaonarimampianina.

Davis R


Share This Post

20 Comments - Write a Comment

  1. Ar maninona oa no ts asina fitenenana mihintsy n planché à billet nataon fitondrana tetezamita inbedabe e? Zay foana n vohizina oe ts nila vola av an ivelany. Satria ts nahazo ko. Ef re-tany ren-danitra be zao f ef qualifié comme étant « une peronne sans qualité » ny FAT ANR tamin’izany andro izany. Nuy tena marina dia niezaka nitady fatratra financement iz fa ts nahazo. Faharoa, nu analysen’ny namana Zefabe dia tena zaraiko tanteraka. Ny fanaovana planche à billet tompoko dia iarahana mahalala fa tena manimba economie.

  2. Ny raharaha 7 fevrier dia aza asiana fanenjehana olo tokana na ezahana hahodina fotsiny fa raha fitsarana tena izy dia samy tokony nampiakarina avokoa ary iny raharaha iny dia tokony hiakatra amin fitsarana iraisam-pirenena.
    Ny Antony olona efa avy nandoro ny Radio sy Televisionm-pirenena ve dia handroba indray ny lapam-panjakana dia havela fotsiny nefa efa fantatra ny ataony.
    Taiza no nisy hoe andian’olona maro handeha haka an’i Maison blanche na lapam-panjakana teto ambonin’ny tany ka avela fotsiny hoe io dory.Mieritrereta isika vao miteny.
    Ny mpanafika no mila saziana fa tsy ny tafiana .Zay ny eto Mada ny dahalo manafika indray no mitory fa naratra izahay.Fananan’ny vahoaka Malagasy io ary mila arovana na iza na iza mitady hanimba azy.
    Ny Filohan’i Tetezamita 5 taona tokony ho tsaraina raha tokony ho izy satria nandoro sy nanafika ny fananam-bahoaka.

  3. Fiché no tiako lazaina ery ambony

  4. Fiché no tiako lazaina ery ambony

  5. Voalohany.Na iza na iza mpanongam-panjakana teto ambonin’ny tany dia efa fichier hoy ny vazaha zay.Tsy hisy communauté internationale hiara-hiasa aminao zany.Porofo ny Filoha ankehitriny izay efa ao anatin’ny listra 109 .Diplomasia fotsiny sisa no ataon’izy ireo.Niara nahalala isika ny fampanantena finacements miliara euros .Aiza anefa .
    Faharoa Ny filohan’ny tetezamita milaza fa nitantana firenena tsy famatsiam-bola sao adino fa mbola nisy tahirim-bola betsaka ny kitam-bolam-panjakana ary nivarotra bois de roses sy naka vola amina miliara euros tamin’ny sinoa sy ny tany Dubai izy ho taklon’ny harenantsika .Miara mahalala izany ny rehetra.Dia lasa miliardera daholo ny olona akaikin’ny TGV rehetra.Ohatra Augustin Andriamananoro izay fantatry ny olona teto Paris tsara fa nanao livraison dia avy eo nanao resaka communication .Angamba tsy hahavita chateau sy hahavidy trano aty andafy zany asa zany raha ny marina.Misy namana mahafantatra azy tsara.
    Koa ianareo mpomba n’i Andry aloha aza manatena sao kivy fa na hosoran menaka aza iny tsy ho lany zany miova candidat hafa fa vao misy adihevitra dia ho sahirana eo nareo

  6. je soutiens MR RAVELONARIVO c’est un général comme le général DEGAULLE de l’année 1960 vous savez pourquoi quand le punche d’Algerie de 1961 avait éclaté seule la marine restait fidèle au général des lors dans son programme la marine d’abord et aussi l’aéronautique on était bien payé par rapport aux employés et ouvriers professionnels de catégories qualifiés

  7. a ce rythme, je pense refiler ma voie a Mister l’urluberlu ctic ctac dou histoire de foutre la m…andao jiaby anaraka ana…

  8. Tsy nahazo fanampiana t@ international i Andry tamin’ny transition nefa tafavoaka. Aleo lereitsy ho tohizana ny parcours-ny
    a ! Fa ny idées vaovao maro kasain’i Patrick Raharimanana hitondrana antsika koa mba hitodio kely. En fin de compte, laissons les jeunes agir et démontrer leurs nouveaux talents e!
    Antsika djiaby izy ty kou !! Mahaiza misafidy o !!

  9. Avelao halalaka ny kianja hilalaovana , avelao samy hanomantena eo ankianja , ny tsy azo ekena kosa dia ny tsy fanarahana ny lalana , rehefa io ny fitsipiky ny lalao dia arahana fa tsy ny sasany mikiry ny hiditra ambony kianja na dia efa tsy mahazo aza, ny sasany milaza ho tompon’ny kianja dia sakanany tsy hitsapa ilay kianja ny sasany , izy anefa eo maraina mandrapahariva ..,..

  10. Dia variana @ntsika gasy aho. Rehefa be dia be ve ny mpilatsaka dia midika demokrasia izany ? Sao dia demokrasia tsy ilaina izany ? Mila mandinika ny fampiasantsika ny demokrasia isika Malagasy.

    Dia misy koa eto monotrona mafy an’i rajoelina. Tsy nahita ireo fahoriana lehibe noetiny t@ 2009 ka hatr@ 2003 ve ny olona sa very tadidy ? Very asa ny olona, maty, naratra, niditra hopitaly, voahenjika sns…. ary izany dia satria tsy nanaiky ny fanoganam-panajka izay no heloin’izao tontolo izao. Nanomboka t@2009 dia niatraka ny tsy fandriam-pahalemana isan-karazany, ary nitotongan i Madagasikara t@ lafiny rehetra. Dia mbola misy ihany sahy manohan ity mpanogam-panjakana ity.

  11. Tsy hitako ny olana fa manana zo ny tsirairay hirotsak hofidiana rehef mahafeno ny fepetra rehetra ilaina ny @zany. Vao maika matsiro kokoa ny fandresen’i Andry Rajoelina @zany candidat marobe zany.

  12. Mbola tsy mazava ihany ve hoe i Ravalo no tena atahoran ny HVM ka izay no antony asiana sakana depuis tamin ny fety anniversairen ny TIM reny amin izay tsy hohitan’ ny olona mivantana fa matanjaka Ravalo de sakanana. Fa i Andry de tsy sakanany satria maivana amin ny HVM izy ary tsy atahorany velovely ary raha sakanana sahala amin i Ravalo i Andry de mety hihafara amin ny alliancen izy roa de zay no tsy hisakanany azy fa ho elimineny amin ny 2 eme tour i ANDRY sady efa nampianatra ny HVM hala bato tamin ny tetezamita reny. Fa ny samy HVM no tadiavian ny fitondrana hanao 2 eme tour eo.Kanefa ho crise goavana no hisy eto raha vao sakanana i Ravalo sady tsy ho vosakany koa.

  13. · Edit

    Aleo hilatsaka daholo ny olona rehetra ary tsy asiana teritery sy sivana ary halatra fa ny vahoaka no tompon’ny teny farany

  14. · Edit

    Afaka milatsaka daholo ny olompirenena rehetra satria zo fototra izany na dia fantatra fa hanamaro isa aza.Ny safidin’ny malagasy manko efa fantatra fa mirona any @ volom-boasary avokoa

  15. Cette fois encore, Madagascar aura droit à des tonnes de candidat à la présidentielle. Le peuple malgache mérite-t-il vraiment cette mascarade ? Car la dernière fois il n’y avait que des chasseurs de siège ministériel qui on remplit le rend de la liste des candidats.

  16. tout le monde peut se porter candidat mais le peuple sait qui a fait ce qui était bien et mal ici à Madagascar et le dernier mot leur appartient.

  17. · Edit

    Andry Rajoelina ihany jeune talent .

  18. Coucou, n’oublie jamais que quelqu’un est aussi profondément impliqué dans l’affaire d’une certaine Claudine ! et ça peut être réveillée si tu veux, comme ce qui est arrivé à un certain Marc… bof le Marc là est un dur à cuire, d’ailleurs il n’est pas impliqué à aucune affaire louche, mais voilà une belle avertissement…

  19. 24 Novambra 2018 , mihaona e .
    Na hisy firy na hisy firy ny olon’ny HVM hoarotsany eo : tsy haharesy an’i RAJOELINA izany mihintsy . Mihevitra ny hanaparitaka vato ve ny HVM ??

  20. Mahafinaritra rehefa manaraka ny demokrasia ny rehetra.
    MIANDRY IZAY MAHARESY hoy i Basile.

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.