Andry Rajoelina : Nouveau Président de la République

Jacaranda
Marc Ravalomanana est venu serrer la main d’Andry Rajoelina.

Le vainqueur officiel du second tour entend être « le Président de tous les Malagasy », comme il l’a réitéré hier, à l’Arena Ivandry où il a adressé ses remerciements à tous ceux et toutes celles (politiciens, journalistes, artistes…) qui ont contribué à sa victoire, ainsi que la HCC et son adversaire. Il n’a pas manqué non plus de remercier son épouse Mialy qui est la nouvelle Première Dame.

« Monsieur Andry Nirina RAJOELINA est proclamé élu Président de la République. Il prendra ses fonctions à partir de sa prestation de serment en audience solennelle de la Haute Cour Constitutionnelle. Conformément à l’article 48 de la Constitution, la passation officielle du pouvoir se fera entre le Président sortant et le Président nouvellement élu en présence du Chef de l’Etat par intérim ».

Egalité parfaite. Telle est la teneur de l’article 32 de l’Arrêt n°01-HCC/AR du 8 janvier 2019 portant proclamation des résultats officiels du second tour de l’élection présidentielle du 19 décembre 2018. Avec 2.586.938 voix (55,66%) pour Andry Nirina Rajoelina ; Contre 2.060.847 voix (44,34%) pour Marc Ravalomanana. Force est de constater que les résultats officiels proclamés hier par la HCC sont quasiment identiques aux résultats provisoires publiés le 27 décembre dernier par la CENI qui créditaient respectivement le candidat numéro 13 de 2.587.035 voix (55,66%) et le candidat numéro 25 de 2.061.051 voix (44,34%). Egalité parfaite en termes de pourcentage.

Bulletins pré-cochés. Les 305 requêtes n’ont pas influé sur les résultats officiels proclamés par la HCC qui a déclaré irrecevable ou sans objet ou infondés bon nombre de recours. Et ce, pour différents motifs, entre autres, pour défaut de copie légalisée de la carte d’électeur ; pour absence de qualité du requérant; pour le caractère sans objet de la requête… Le juge électoral a notamment souligné que « la CENI n’a observé aucun bulletin pré-coché lors de l’acheminement des bulletins vers les bureaux de vote, que les vérifications par les électeurs, observateurs, délégués de candidat, font état de bulletins vierges à l’ouverture du scrutin, que la double signature des bulletins uniques constitue un système d’identification supplémentaire ».

Disqualification. La HCC considère également que l’apposition du numéro de série sur le bulletin unique « n’est pas le seul élément de sécurisation prévu par la loi pour fiabiliser les opérations de vote ; que la seule impression du numéro sur les souches a été retenue pour préserver le secret du vote ». Tout cela a amené le juge électoral à rejeter les demandes d’annulation des opérations électorales de certains districts déposées par le candidat Marc Ravalomanana. La requête en disqualification de ce dernier a été aussi rejetée faute de preuve. De toute façon, quand bien même il n’aurait pas été disqualifié, il a perdu la course à la magistrature suprême. S’il n’y pas eu de « Krismasy Fandresena » le 25 décembre 2018 pour le candidat numéro 25, la date du 8 janvier 2019 n’a pas non plus fait le bonheur de Ravalo qui a fait montre de fair-play hier, en venant serrer la main du nouveau Président de la République élu. Signifiant ainsi devant la communauté internationale et les Malagasy qu’il accepte sa défaite. Reste à savoir si les ultras du K25 vont faire de même en faisant leur, le « mionona fotsiny ihany ».

R.O

Share This Post

37 Comments - Write a Comment

  1. ISAAC – SY NY ZANAK’IDADA – fa DADAn’lasany zany ekana nefa nanao autoproclamation koa??? aza zany fanonganampanjakana izany no haverimberina eto fa mandreraka. TIKO Madagaskara no manankarena fa ny gasy mangina fotsiny. Ianareo no efa zatra mpanaratsy. Resy Dada de andana misotro ronono ampanajana fa apres 5 ans indray mifankahita. Eto eo ze entinlesany

  2. za tsy hihevitra zay mpanongam-panjakana ho filoha zany na oviana na oviana !!!

  3. Miarahaba ny Filoham-pirenena vaovao Andry Nirina Rajoelina
    Avelao izy hiasa ary isika tsirairay dia samy afaka mitazona ireo fampanan-tenana rehetra nataony nandritra fampielezan-kevitra dia samy ho tsarainy tantara eo na isika mpitazana sy nifidy azy na isika izay tsy nifidy azy ka hiandry kendritohina amizay tsy nafahana nanantanteraka lay fampanantenana natao taminy vahoaka,anjarantsika izay hanohitra no mitsikera hoaminy fampandrosoana dia hahaizana misafidy izay heverintsika fa afaka hanatanteraka izay fampanantenana nataony aminy manaraka,ary hoantsika mipetraka aty dilam-bato dia manana zo tanteraka ihany koa ny hitsikaera na hampahery ny Filohantsika vaovao koa samia mivavaka mba tsy hisy korontana intsony ny Tanindrazantsika

  4. Resaka daholo izany rey olona a ! Tsotra be : samia mahatadidy ny lokaloka rehetra nataon’i K13 tamin’ny fampielezan-kevitra. Mangina hoy ny mpomba ny K13 fa resy ny anareo. Mahay mangina ireo ary mahay manaja tena fa tsy mila hampanginina. Aza hadino fotsiny fa mila RESULTAT ny Malagasy, jeren’ny olona rehetra manomboka eto hoe : « hatraiza ny fahaizan’ny K13 sy ny mpomba azy ». Io tsy transition intsony an ! Tandremo !!!

  5. Ny ahy indray dia tsy resaka Andry na Ravalo fa ireto mpanao gazety ireto no mba tiako tenenina. tena tsy mba misy mpanao gazety manaja ny asany mihintsy ve eto (Milaza vaovao dia izay ihany) fa tsy maintsy manao commentaire miandany kely foana. rha nahatsikaritra ianareo dia tsy tokony nisy olana mihitsy iny fifidianana iny fa ny vokatr’ireo mpanao gazety mpomba ny andaniny sy ny ankilany no mapandrongatra be ny resaka fiantsiana.
    Miala tsiny aho fa eto amin’ity gazety ity no manao commentaire ary isan’ny gazety zokiny nankasitrahako hatramin’izay izy ity satria nanaja izay tsy fiandaniana izay. Ary inoako fa tsy nanaraka an’i zoky Juliana (azafady amintsika fa tononiko ampanajàna satria nahavita be teto amin,ny asa fanaovan-gazety ka tsy ho faty sy tsy hadinoina mihintsy mandrakizay) izany ligne directionnelle izany dia hoe « neutralité ». FA SAINGY! indrisy fa nandritra ity fifidianana ity dia misy mpanao gazety ato ihany koa lavon’izay fiandaniana izay.
    Izaho dia tsy mba momba ny atsy na ny aroa fa dia vato iray tao anaty urne no narotsako satria izay no adidiko fa tsikaritro fa tokony hanatsara ny « valeur-ny hatramin’izay ianareo eto amin’ny midi Madagasikara dia ny tsy fiandaniana ny atsy na ny aroa fa milaza vaovao sy mitatitra ny zava-misy.
    Hamaranako azy dia jereo ange ity article ity e! amiko dia tsy misy hidiran’io paragraphe farany io fa manaratsy endrika ny Midi mihitsy. Tokony najanony tamin’ny filazàna ny zava-misy fotsiny dia izay fa tsy nasiana article toa mandatsa ny laharana 25 izany fa tsy mendrika ny asantsika Mpanao gazety izany ry R.O (Ilay Dav….. aza moa dia vao maika mibirioka). Mazava be anefa ny lohateny fa Andry rajoelina nouveau Président ……
    Raha tsy ankasitrahanareo ny teniko dia avereno ho ahy fa mpividy sy mpamaky gazety aho isanandro, nefa tsy handany vola amin’izay gazety miandany atsy sy aroa kosa aloha hatreto.

  6. TOUTES MES GRANDES FELICITATIONS M. LE PRÉSIDENT

  7. Miarahaba ny filohantsika vaovao. Ny any mba tiako ho tenenina dia aleo izy aloa hiasa sy hanatanteraka ny adidiny. Isika Malagasy maro anisa no nofidy azy . Aokoa isika mba hanome ohatra tsara anireo firenena afrikanina iray continent amintsika. Izaho manoratra io dia mipetraka sy miasa aty RDC samihafa tanteraka amin ny toetra pifidianana izay niseho any amintsika. Izaho dia mankasitraka antsika MAlagasy amin ‘ny fahendrena sy ny filaminantsika. ALEO IZY HIASA SY HANATANTERAKA NY PROGRAMA FAMPANDROSOANA IZAY NAPETRANY.

  8. Miarahaba ny filoha vaovao.
    Ny hany mba tiako ho tsipihina kely dia ity: » maro amin’ny ireo mpanakiana eto, no mipetraka any France, ary maro amin’ny izy ireo no efa ela no tsy niverina teo Madagasikara, ary tsy mahafantatra velively ny tena zava-miseho eto Madagasikara, mitsikera ry zareo fa i Andry rajoelina dia mizaka ny zom-pirenena Frantsay, kanefa dia maro ireo Malagasy izay manoratra eto dia mizaka ny zom-pirenena Frantsay avokoa.Ingahy Ravalomanana dia marina fa nanamboatra lalalna fa saongy hadinon’ny rehetra fa ireo lalana izay namboariny tamin’ny fotoan’androny dia ireo lalana izay mareforefo, ka hafahan’ny camion ny Tiko handalo, fa raha toa ilay faritra tsy misy tombotsoany dia tavela eo iny.
    Ny hany mba hangatahiko ary koa hiraraiako amin’ny filoha vaovao dia aoka i Madagasikara mba ho firenena laika marina araka ny voalazan’ny lalampanorenana, ny tiako ho lazaina dia ity, aoka mba tsy hisy fitsabahan’ny fiangonana ao amin’ny raharah pôlitika, ary aoka mba tsy isaky ny misy lanonampnjakana dia tsy maintsy ho eo ireo mpitondra fivavahana, mihombon-kevitra tanteraka amin’i ramatoa Sarah Rabearisoa Geroget aho ny momba izany. Dia mba aoka ihany koa mbahitsahatra hatreho ny fanaovan’ny tafika pôlitika, izay nolovaina tamin’i Ratsiraka indray io, tsy tokony hisy izany ny ministry ny fiarovana ka tsy maintsy hoe miaramila no hitazona ny toerana, tokony ho fohanana ihany ny secrétaire d’etat à la gendarmerie, satria mantsy ny gendarme dia miaramila ka ny ministeran’ny fiarovana no hifehy azy ireo. Tokony ahena ihany koa ny isan’ny jeneraly eto amin-tsika satria tsy mifanaraka amin’ny isan’ireo miaramila fehezina, maro ny général de brigade, kanefa isika dia tsy manana brigade de cavalerie ohatra, tsy manana isika na dia division aérienne iray, ny tobin’ny tafika anabakabaka eto amin-tsika dia iray monja, kanefa dia misy ny general de brigade aeriene, division aerienne, sns

  9. · Edit

    Une très très grande RÉVOLUTION à Madagascar !!!!!!!!! La haine à été vaincue !!!!!

  10. NY VOLA NO NANJAKA E, NY ALIKA ANIE KA JAMBAN’NY TAOLANA E ARY NY MIANDRAIKITRA SASANY NA DIA IREO NAMANAO AKAIKY AZA DIA JAMBAN’NY VOLA, NY RAFITRA SY NY TOMPON’ANDRAIKITRA REHETRA ISAN’AMBARATONGA DIA VOAN’IO ARETINA IO KA ARARAOTIN’NY MPANAM-BOLA DIA MIVAROTRA SAFIDY SY MORA MANAO HOSOKA VOAN’NY FAKAM-PANAHY . TAKON’NY VOLA NY MARINA E. VOAVIDY NY MARINA. AIZA VE DIA TSY MBA NISY NORAISINA NA DIA IRAY AZA IREO FITARAINANA SY FITORIANA TEO AMIN’NY HCC
    INCREDIBLE AMEN—–

  11. bande de cons..pfffff

  12. à Tiana, raha mandefa eritreritra lavitra anie de zao e: lasa ekena zany ny fanonganampanjakàna, lasa ekena ny kolikoly, rehefa manambola fotsiny ianao ho zaraina @ karazan’olona betsaka, sefo fokotany sy distrika sns..dia efa izay no izy..? Heverinao tsy hisy olona vaovao (malagasy vaovao) hanao an’izany koa…? Satria hitany fa tsy voaheloka izay nanao an’izany ! De inona hoy isika no lesona havelantsika ho an’ny zanaka any aoriana? Izany fandikan-dalàna maro sosona izany ve ?..Ho foana atsy ho atsy ny discipline eto amitsika..dia amin’izay vao TENA HO ZANAHIN’NY FRANTSAY SY BAIKON’NY KARANA ny taranatsika..IREO ANIE NO TENA AO AMBADIKA AO SATRIA EFA MIHAFENO NY TANY ANY AMINY E, de i Madagasikara no hitany tsy dia misy discipline de eto izy no HAMETRAKA NY DISCIPLINE-NY de eo vao hihahaka isika.Tsy @zao fotoana izao no hiseho izany a, fa mety afaka folo taona.Noho izao fandikan-dalàna rehetra izao !

  13. Tena tsy zakan’ny lohan’ i ISSAC mihitsy hoe mpanongampanjakana lanimbahoaka ! Marary mafy ny ZD rehetra fa resin’i zandry kely mahery fo 2009 i Dada . ANDRIALALA Ô mba mipirina amin’izay fa na ny be kintana USA aza efa niarahaba ny filoha lanim-bahoaka e !

  14. Miarahaba ny filoha vaovao , ary mirary soa hahavita be amin’ ny andraikitra mavesatra eto amin’ny firenena. Ireo izay hiara-miasa aminy mivantana na ankolaka, hirarina soa iany koa hanantateraka ny andrikiny ara – dalana sy hanana fijery hampandrosoa ny firenena . Ny vola tsy hangidy na ovina na ovina. tsy mitondra any Mausolé ko io.

  15. Tena marina io tenin’i RaHery io, aleo hiasa malalaka izy mba tsy hoe ny mpanohitra indray no hataony excuse eo.Na izany aza, tsy ho azo hekena kosa raha toa ka manome vahana @ zavatra tsy ara-dalàna izy: toy ny hoe mamela ny sinoa na karàna na frantsay haka tanin’olona mahantra madinika sns..

  16. LAZALAZAO O – Andana mitery ronono miaraka amin Dada la…. matokisa fotsiny ihany nivoaka izao ny marina de ahoana ??? iza no mpandainga????

  17. Miarahaba ny filoha vao² Rajoelina zany, aoka mba tsy ho elingelenina ny fotoam-piasany 5 taona mba hanatanterahany ireo veliranony izay nolazainy fa tsy maintsy tanterahany, aleo hiasa malalaka izy mba tsy hisian’ny hoe nohon’ny fanelingelenana nataon’ny mpanohitra no tsy nahavitany azy.

  18. C’est un président mal élu, qu’il fasse ses preuves sur ses capacités à redresser madagascar, rassembler les malagasy et agir pour l’intérêt de tous non des ses clics. La HCC n’est qu’un complice de la CENI!

  19. 19 janvier fety be MAKOTROKOTROKA.!!!
    19 mars fety be MAKOTROKOTROKA.???
    26 juin fety be MAKOTROKOTROKA.!!!????

  20. Ry Malagasy miray tanindrazana amiko, aoka isika ho toy ny hazo natao lakana, ka na tsy fidiny aza ny hilona anaty rano, eny no nametrahana azy sy iasany, na tsy safidinao aza io Filohamp-pirenena tsika io (Andry Nirina Rajooelina) aoka ianao hanampy azy ary hilefitra fa ny lakambetsika MADAGASCAR no simba dia ho sahirana eo isika sy ny taranatsika rehefa te hiampita any amin’ny Rafandrosoana,

  21. Félicitation au nouveaux président
    Visons un Madagascar Moderne avec des projets qui rendra le peuple malgache fière de son Leader.
    Faut relancer Education, Douane , Aierien, Infrastructure , Security , Emploie , Investissement , tout et tout . pas de temps a perde
    On est sur que vous seule peuvent sortir Madagascar dans ce misère?? on vous fait confiance mr le président pour l’avenir de notre pays!

  22. Je ne suis pas optimiste avec cet arnaqueur de rajoel ! Mais, malgré que je ne l’aime pas ce rajoel, je n’approuvera jamais une destitution ou un coup d’état à son encontre, je souhaite qu’il pourra finir son mandat de 5 ans, mais je n’attends pas beaucoup d’un homme qui a détruit Madagascar depuis 2009 !
    Je ne serai optimiste qu’après 5 ans ! 5 très longues années !!! ..mais je ne compte plus sur Ravalomanana pour redresser le pays dans 5 ans, ce Ra8 a beaucoup fait pour ce pays, après 5 ans il est supervieux.Je souhaite seulement qu’il y aura un nouvel homme, en 2023, qui aura le tempérament de Ra8, la bête noire des français et karàna.Car pour moi, Rajoel est français, il va protéger les interêts de la France, c’est sûr.Mais je ne lui souhaite pas quand-même de mauvaise chose.Je lui souhaite de pouvoir terminer son mandat.

  23. Le danger d’avoir validé ce résultat, c’est comme si la HCC a fait l’APOLOGIE DE LA CORRUPTION.Dorénavant, je ne suis plus convaincu que la corruption soit combattue car c’est le Président lui-même qui a été corrupteur envers beaucoup de malgache, et en même temps il est aussi corrompu par certains étrangers qui veulent la main mise sur Madagascar.
    Malahelo anao aho ry tanindrazako, tena voahozona hijanona eo ambany vahohon’ny frantsay sy karàna mandrakizay.

  24. Ny tsy azoko hoaho dia ity vohizina foana hoe misy hala-bato ity e. Izaho tsy momba ny naka ny iray tamin’ireo tafakatra fihodinana faharoa fa raha ny tena izy ve tsy tokony ny HVM no nangalabato satria izy no teo amin’ny fitondrana sa iny tena fitondrana vendrana mihintsy izany ? Lasa ihany ny saina

  25. Felicitaions au nouveau President.
    Visons un Madagascar Moderne avec des projets qui rendra le peuple malgache fiere de son Leader.
    Faut relancer Education, Douane , Aierien, Infrastructure , Securité , Emploie , Investissement , tout et tout . pas de temps a perdre !
    Bon courage et tres bne chance.

  26. Ok on a un président et s il vous plaît met quelques personnes en prison ex gautlib Nini Donia le mec qui parle de Forza sur internet Forza=negre

  27. Moi j’aimerais tou simplement que les journalistes fassent tout simplement leur métier correctement et non s’amuser à tenir tout le temps des propos nuls du genre  » mionona fotsiny ihany » c’est une mentalité qui doit changer Ce serait bien également que ces soit-disants « journalistes » signent aussi de leur nom ses articles et non avec des initiales, il faut assumer et faire face.

  28. Miarahaba ny filoha vaovao Andry Rajoelina lany t@ fomba ara-démokratika…mankasitraka ihany koa ny Filoha Marc Ravalomanana t@ ireo ezaka nataony hanavotana an’i Madagasikara,hampanjakana ny fahamarinana ary ny finiavany hampihavana ny malagasy rehetra ary indrindra ny ady nataony hialana teo ambany ziogan’ny mpanjanaka : ny Reny malala…tena mankasitraka atoa filoha..ho tahin’Andriamanitra Madagasikara

  29. Hazavaina tsotsotra ny anton’ny nandresen’I Andry rajoelina na dia misy aza ny tsy manaiky izany aza nohon’ny fankahalana diso tafahoatra , tsy misy resaka adim-poko sanatria na adim-pivavahana no ilazana ity hevitra ity eto
    – Voalohany aloha : zay manana olona (ray aman-dreny) mpandresy lahatra TO TENY any @ fokontany any ambanivohitra lavitra andriana any no nanana tombony @ fifidianana : na io ray aman-dreny ara-drazana , na ara-poko sns… eo koa ny fananana ben’ny Tanana na depiote na sefo fokontany , samy nanana ny K13sy K25 saingy maro kokoa ny mpanohana ny K13 tany @ faritra miisa 15 , indrindra t@ faritra 10 nahazoany 70% ; tsy nisy resaka hala-bato loatra ny @zany fa fanentanana ny olona ( fampitana hafatra tsy maintsy tanterahina ) hisafidy ny Kandida no tena nimasoana ; nanana ny azy koa ny K25 tany @ faritra 7 ka nisy nahazoany 70% koa ( samy nametraka fitoriana teny @ Hcc na K13 na K25 tany @ reo toerana naharesy be azy reo)
    – Ary raha manamarika ianareo reo dia teto @ province tanà sy saika t@ireo faritra be merina valovotaka no nahazon-dravalo fandresena : betsiboka , alaotra , menabe….; tsy midika akory zany hoe tsy nisy mpifidy ny K25 tany @ faritra 15 hafa : nisy tany fa tsy betsaka miohatra @ an’ny K13 ; toy izany koa ny hoe tsy nisy mpifidy ny K13 teto @ province tanà , tsia tsy izay , ary t@ 1er tour aza ( na 2ème tour koa ?) teto TANA VILLE dia resin’ny k13 t@ vato amanarivony anie ny K25,
    – Ary raha nanamarika koa ianareo dia saika olona manana finoana katolika no maro an’isa any @ faritra , ekena fa tsy misy mpitondra fivavahana katolika nanome baiko hoe izay Kandida katolika (K13) fidina , saingy nisy ny fanentanana ankolaka tany @ faritra indrindra nataon ‘ireo mpino katolika tsotra (laika) hifidy K13 , ny an’ny FJKM mazava be fa saika ny ankamaroan’ny pasitera sy ny mpino ( ankamaroany hoy aho) no nanao izay ho afany nanohana ny K25 na dia tsy tany am-piangonana aza no nanaovana izany fa taty @ “couloir” , ny tena moa Fjkm iringiriny ka nahita maso izany : nony vita ny fotoampivavahana tany @faritra fivavahana iray dia raikitra ny fanakianana sy fanaratsiana ny K13 nataon’ny pasitera iray , zava-nisy izany , Nb : ny katolika maro teto @ Province tanà anefa no tsy dia nanaraka io “travail de couloir” nataon’ny mpino katolika tsotra io fa maro no mbola nanohana K25 . Etsy ankilany anefa dia nisy ampahany maro t@ vahoakan’ny Fiangonana zandriny (Fpvm izay nakaton-dravalomanana , apokalipsy ..)sy ny vahoaka silamo sasany nanohana ny K13
    – Matoa niteny tetsy ambony ny tena hoe teto TANA VILLE anie ka resin’ny K13 ny K25 dia satria misy RESAKA ADIN-TSARANGA koa ilay izy ; maro anisa ireny sarangan ‘olona madinika ireny eto m/kara na dia ambaniana ho ambany Tanana sy ho foza aza ; ireny no maro an’isa eto ; indrindra raha miampy ny vahoaka maro any anindrana dia ireny no nanome ny fandresena ho an-drajoelina ,ary izay koa ny fandaharan’ Andriamanitra satria tsy misy mahasakana ny sitrapony na iza na iza . Nb : Asa na afaka miteny @zay Rtoa Shaberah satria izy no anisan’ny niteny izao zava-miseho ankehitriny izao .

  30. inona moa no mahasamihafa ny miami sy ny 4L isantrano, ka na tinareo na tsy tinareo , dia tinay io filoha satria tia ny gasy , tsy raciste otran ny sasany…

  31. Tena tsapa aloha ary tsy azo lavina fa tian’ny vahoaka Malagasy i Andry Rajoelina. Mirary soa ary mankahery anao Andriamatoa Filoha.

  32. En avant avec la réalisation des « VELIRANO »!
    On attend à voir … le compte à rebours des cinq ans peut commencer. MIAMI, TANAMASOANDRO et tout le reste…

  33. Miarahaba ny Ray aman-dreny Andry Nirina Rajoleina amin’izao fandresena miezinezina izao. Deraina manokana ireo mpikambana ao amin’ny CENI sy ny HCC namoaka ny tena fahamarinana, ianareo no tena tompon’andraikitra voalohany amin’ny fandrosoan’i Madagascar amin’ireo 10 (folo) taona manaraka. Tsy ho adinonay Malagasy ny anaranareo sy ny fijoronareo tamin’ny fahamarinana tsy voavidim-bola.

    Manomboka eto dia higoka, hinana ary hankafy ny tena fandrosoana haingana (vitesse TGV) ny vahoaka malgache.
    Betsaka ary tsy voatanisa ireo tetik’asa sy velirano ao anatin’ny IEM. Hiova endrika taneraka ny firenena malgache manomboka eto ary zary ho nofy ratsy sisa izany fahantrana izany.
    Arak’izany dia arahabaina sahady ny malgache satria nandresy ny FITIAVANA. Vita hatreo ny fifankahalana, tantara sisa izany Marc Ravalomanana izany, izay nampahory antsika loatra nanomboka 2002 ka hatramin’ny 2009.
    Niangarana mihitsy ny vahoaka malgache nahita mpitondra hendry, tanora, mpanankarena, bôgôsy ary catholique kristianina.
    Hahita maso izany atao hoe building manarapenitra izany izy ireo, hahafantatra ny atao hoe tramway, hiaina ao anatin’ireo Tanàna mandroso sy moderne tsy mena mitaha amin’i Miami, New York, Costa Brava, Tokyo, Paris. Ny tsy fahandriam-pahalemana dia ho tantara sisa fa efa mati-paika ireo tetika hamonoana sy handripahana ireo dahalo fanetriben’ny firenena.
    Ho ela velona anie ny ray aman-dreny Andry Nirina Rajolenina. Ianao tokoa ilay mesia antenain’ireo tambanivohitra any Belo sur Tsiribihina, Betioky, Daraina, Midongy Atsimo, Kandreho, Tsaratanàna, Namoroka, Faratsiho, Besalampy, Vavantenina, Tanandava, Maroantsetra sns sns sns

    Vive La Madagascar tsy mandohalika mandrakizay !

  34. Fomba niaingana ankanesana any aminy rafitra vaovao ara demokratika nataony Malagasy iny ka aoka hajaina mandritra fananterahana asa ataony ity filoha vaovao ity. Tsy manana zo anao amboletra sy tsy hanaja sata maha Malagasy ary tany tan-dalana koa ny filoha ka araka izany dia olona ambany lalana mitovy aminy vahoaka rehetra izy.

  35. IALAHY RY LAZALAZAO NO VERY . REHEFA RESY DIA MANGINA . SA BOMBES ARTISANALES INDRAY ? RAVALOMANANANA AN’IALAHY MIANDRY AZY NY HCJ TSY MISY IMPUNITE ETO .

  36. Faly ny malagasy maro an’isa fa nahazo Filoha vaovao, Filoha izay nofidin’ny maro an’isa. Araka ny lalàna velona sy ny fomba amin’ny tany demôkratika dia izy no Mpitarika ny firenenena, ary nampindramin’ny vahoaka azy ny fahefana. Misy etsy andaniny ireo diso fanantenana, satria nanantena ny hahalany ny olona notohanany. Tadidio anefa fa na faly isika na tsy faly, dia io ny Filohantsika. Ary rariny sy hitsiny raha eo ampelatanany ny fahefana hitarika ny asa, hijery ny fomba entina hanasoavana ny malagasy rehetra tsy ankanavaka. Tsy fihetsem-po sy fankahalana be fahatany no hahatafita ity firenena ity. Ny fihezahan’ny tsirairay miaraka amin’ny firaisankina sy fiaraha-mientana no hahatafita antsika. Tsy ny Filoha Rajoelina akory no jerena fa ny vahoaka malagasy izay manontolo. Izy rahateo efa nampanantena fa tena hiasa araka izay tratrany sy amin’ny fony mba hialan’ny valalabemandry ao anatin’ny fahantrana lalina misy antsika. Aoka izay ny fanesoana sy ny fanebahana. Aleo hiasa ny Filoha vaovao!

  37. Dia hihinan’IIEM-ny daholo isika manomboka izao. Asa raha tadidinareo ireny fisamborana fahatany, gadra sy fitsarana isaiky ny mihetsika. Ireo mpanohitra hatrteo , indrindra fa ny TIM dia hihina ihany koa, TIKO, MBS, AAA sns….
    Asa raha tadidinareo koa fa nanaoizay tiany atao ny HAT: lylison nifititra olona, rajoelina manondrana harem-pirenena, , ny aino aman-jery dia saika fanaratsiana sy fanenjehana an-dRavalomanana rano fotsiny nanomboka t@ 2009 ka hatr@ izao.
    Samy hiaraka hanonitra ny volabe nampiasasn’i rajoelina nentina hampandresana ity fifidianana ity, ary saika ry zareo frantsay no betsaka ao.
    Ny praiminisitra mety tsy hisy intsony ary i rajoelina daholo nohanapaka ny rehetra. Raha ny marina anefa dia izy no hanantanteraka ny baikon’ny frantsay rehetra.

    Ankoatr’izany dia samy hiandry ireo anjerimanotolo sy Tramway isika ka ho hita eo. Ny efa fantatra dia ny fifidianana @ manaraka dia efa maty fa mbola izy ihany no hitondra eo satria azy ny fahefana.
    Very i Madagagsikara.

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.