Communales : Participation en chute libre

Jacaranda
Un très faible taux de participation a été enregistré à l’issue des Communales d’hier.

Provisoirement, les scores réalisés par les candidats du TIM et de l’IRK aux Municipales d’Antananarivo sont serrés.

Un très faible taux de participation. C’est le constat qui s’impose à l’issue de l’élection des maires et des conseillers d’hier. Deux scrutins dans le cadre desquels un peu plus de dix millions d’électeurs ont été inscrits. En effet, on a enregistré en moyenne un taux de participation de 30% au niveau national. Ce taux était de 40% lors des dernières Législatives. En ce qui concerne particulièrement la Capitale, le taux de participation est catastrophique. De 30% aux Législatives du 27 mai au 20% en moyenne à l’issue des élections d’hier. Dans certains bureaux de vote, pour ne citer que ceux situés dans les fokontany d’Ambohipo (IIe Arrondissement), on a enregistré un taux de participation de 10%. Le paradoxe est là : on a organisé des élections de proximité, alors que les électeurs n’ont pas massivement participé au vote. A qui la faute ? Est-ce la faute à la CENI qui était en charge de l’organisation des scrutins ? Est-ce la faute aux partis politiques qui auraient failli à leur mission d’éducation citoyenne ? Ou est-ce à cause du manque de crédibilité des politiques vis-à-vis de l’opinion publique qui a manifesté hier son désintéressement ? Quelles que soient les raisons, les futurs maires de Madagascar seraient mal élus.

Scores serrés. Au moment où nous écrivons cet article, il est encore difficile de fixer la tendance. En ce qui concerne Antananarivo-Renivohitra, le candidat du TIM Rina Randriamasinoro et celui de l’IRK Naina Andriatsitohaina sont au coude-à-coude. Si le premier mène dans certains bureaux de vote dont notamment ceux situés à Ankadifotsy, à Faravohitra et à Ambohimanarina, le second se trouve en tête dans d’autres bureaux de vote dont ceux d’Antanimena, d’Ankazomanga et d’Ankorondrano. Les scores sont serrés. Les trois autres candidats en l’occurrence Eliace Ralaiarimanana, Alban Rakotoarisoa et Feno Harison, sont loin derrière. On assiste également à des scores serrés au niveau d’autres grandes villes de Madagascar, pour ne citer qu’Antsiranana, Antsirabe, Toliara et Toamasina. Dans la Capitale, les Q.G des candidats du TIM (Bel’Air) et de l’IRK (Antanimena) étaient en effervescence durant la soirée d’hier. Au moment où nous mettons sous presse, les partisans des deux candidats attendaient les résultats collectés par leur staff respectif. En tout cas, malgré des imperfections et des défaillances notamment au niveau des listes électorales, les élections se sont déroulées généralement dans le calme sur toute l’étendue du territoire national. Dans certaines communes, on a décelé dans les listes électorales des noms différents, mais qui portent les mêmes numéros de carte d’identité nationale. A noter que les requêtes relatives aux Communales d’hier peuvent être déposées dès aujourd’hui auprès des instances et juridictions compétentes.

R. Eugène

Share This Post

21 Comments - Write a Comment

  1. MARC
    Le MARC est toujours partout et présent…je t’embauche si tu n’ as rien à faire, j’ai besoin d’ un homme de ménage, passer l’ aspirateur, etc…avec qui je me défoulerai par la suite…Rémunération en Euro bien sur…
    Tu veux bien me contacter pour un rendez-vous à la fois pro et galant ?

  2. amintsika gasy dia ts misy antony ny taux de participation fa rehefa lany dia voafidy ara-dalana. Izay rehetra nitondra teto ange dia mitovy famindra daholm: tsiranana/psd maroanisa-ratsiraka/arema ka na teo ny mandatehezana dia arema no maro an’isd tao @fitondrana-zafy albert/undd maro anisa-ravalo/tim maroanisa-tetezamita/tgv maroanisa-hery/hvm maroanisa-rajoelina/ird maroanisa. Fa izao fotsiny:laissez-moi développer madagascar/laissez les malgaches s’exprimer! Supprimez la cybercriminalité. Qu’ambohijato rouvre pour la démocratie sns

  3. Salama e,
    Aoka re ry zareo a! Aza mifampiandany aza ifabome lagy fa zay any dia any e. Aleo hanao ny asany ny tsirairay. Anjaran’ny CENI sy ny HCC ny mandinika izany. Zay maharesy, ofisialy dia ekena e. Hita eo zay ataony.
    Ny olona ho’a no azo fitahina fa Andriamanitra TSIA!
    Mahereza daholo ry zalahy a

  4. @ Andriandralala

    Tena mivaralila mihitsy ianareo lasa adala fa resy be nangy hirakirak’i RAVALOMANANA . Tsy zakan’ny loha dia mirediredy . Inona no nilatsahan’iny Ny Riana iny raha fantany fa mpangalatra ny mpifaninana aminy . Halefaso eny Ambatomanga Ravalomanana fa vita hatreo ny tantarany ! Veloma dada à !

  5. Tokony tonga dia notendren-dRajoelina ny ho ben’ny tananan’Antananarivo fa tsy misahirana manao propavandy ohatranreny ingahy rainy. Ho hitan-drajoelina tsara fa mora ny manongana sy ny mandrava fa sarotra ny manangana

  6. @ rafali rafalimanana

    Efa tsy mahagaga ny olona intsony ny hirahiran’ny mpomban’ i Ravalomanana isaky ny misy fifidianana ka voadaka vody ry zareo amin’ilay HALABATO BE VATA sns ! Aza Andriamanitra no hampidirina amin’ny toetra ratsy anareo ary mahalala menatra fa tondron’ny vahoaka molotra hoe  » ireo indray ny zanak’i Dada fa tsy mahataty resy  » . Mampahonena ny toetsaina mirefarefa amin’ny tany !

  7. Efa mazava foana ange ry Marc fa tsy nisy lany ireo raha tsy mangalatra : tsy menatra
    Hitody aminareo izao fangalarana izao any aoriana any : fantatro fa tsy mivaky loha amin’izany ianao io satria tsy mivavaka. Ary raha mitonona ho mpivavaka sy mino an’Andriamanitra ianao dia devoly mpandaiga
    Mieritrereta ihany fa olona manatsaina ianao fa tsy biby !

  8. BLABLABLA…..
    BLA BLA
    BLABLA BLABLA……..
    Resin’la izany i Hérvé..?!!

  9. @ VAHONA

    Rehefa resy ny anareo dia mangina fa tsy be resaka ! Ho hasesika any anaty ny vavanareo be fialonana io ny maquettes raha izay no tianareo ! Izay hasalama an’i Ravalomanana hatao satria vita hatreo ny aminy amin’ny ho avy pôlitika !

  10. Io anie efa mazava fa na omena an’ity fitondrana ity daholo aza ny fahefana f’angaha ahavita inona fa maquettes no ataony betsaka sy resadresaka amin’ny mpanao gazety , manao taiti-bolana amin’ny vahoaka hoe izaho efa nanao izao kanefa tsy hita hoe inona ilay nataony . Tsy misy iasan’ny olona loha mihintsy izany fifidianana izany intsony , satria efa noverezina ny zony nandritra ny fifidianana filoha sy ny depiote . Dia mieritreritra ve ity fitondrana ity fa ho marin-toerana !!!! tandremo fa ny marina rehefa tsy aseho dia mahapotraka rehefa mipoitra …….

  11. Ny tsy fifidianana dia fanehoana safidy, milaza fa tsy misy mahafapo ireo kandida. Indrisy fa tsy midika na misy heviny izany fanehon-kevitra izany eto amintsika.

  12. Nampalahelo fa somary vitsy ny mpifidy.
    Mino aho fa itovy @ zay ny fomba fijery eo @ fitondrana foibe sy Antananarivo.
    io no nanimba nanomboka t@ 2009 nankaty.
    Misaotra

  13. @ RANAIVOSOA

    Aza kely saina kanefa milaza pdg ary raha ny anareo no maharesy dia ahoana indray ny hirahira HALABATO BE VATA ?

  14. Mangalatra !!!! Izay no nahakely ny olona mpifidy satria efa fantatra mialoha ny vokatra …

  15. Firenena Merina !
    MANASAZY IREO MPIFOKA SIGARA ENY AN-DALAM-BE !!!

  16. Ny fikarakarana ny fifidianana dia tsizarizary!…IZAY REHETRA FANDIKAN-DALÀNA HITA DIA TOA JEREN’NY CENI FOTSINY fa tsisy fandraisana andraikitra !….. Raha MBA mitory eny amin’ny Fitsarana indray moa dia… »AZO RAISINA FA TSY MITOMBINA  » na koa « TSY AZO RAISINA FA MITOMBINA » no valiny!!!….ARY IZAY REHETRA LANY EO DIA EFA MAZAVA FA….HAMOKY PAOSY NO MAHAMAIKA AZIREO!….Fehiny: INONA NO ANDANIANA ANDRO andeha HIFIDY RAHA TOA KA…. »balim-boalavo » ny fanomanana an’ilay fifidianana ary…..TAIN-TSAKA SY TAINALIKA NO ISAFIDIANANA????

  17. Efa kamo ny mpifidy satria mibahana ao an-tsainy ny hoe: »na iza lany eo de izay ataony ihany no ataony fa tsy hanatanteraka izay nolazainy t@fampielezankavitra akory ». Izany no isan’ny naha-ambany ny taux de participation. Etsy andanin’izay kosa de efa fanehoana @mpitondra ny tsy fankasitrahana izao fitondrana izao koa io. Izay lany eo izany dia tokony hahatsiaro tena fa olom-bitsy no nifidy azy. Raha tsy iray loko @fitondrana kosa no eo dia efa mampitandrina ny fitondrana izany ny vahoak’antananarivo fa mbola manana ny tanjany ny mpanohitra.

  18. Mahafehy ny zava-misy ankehitriny: légalité pour les mal-élus. Ny zavatra mbola tsy takatry ny sain’ny ankabeazantsika Malagasy dia ny légalité no mifehy azy kokoa noho ny légitimité hany ka dia miodikodina fotsiny eto isika mianakavy. Ny sarety nefa handroso foana na iza hiteny na iza hanakana.

  19. Raha te hanana « légitimité » ny Ben’ny tanàna eto Antananarivo, dia ny maka ny fon’ireo Merina tompo-tanindrazana, taranak’ireo olona nampisy an’Antananarivo sy nanajary azy efa ho 200 taona izao.
    Toy izao ny fakana ny fon’ireo Merina tompo-tanindrazana ireo :
    1 – Mampihatra ny làlana rehetra mikasika ny fahadiovana sy filaminana
    a – Manasazy ireo mpandefa zava-maneno mafy any aanty tanàna rehetra any
    b – Manasazy ireo izay tratra manary fako any anaty tatatra sy dalle
    c – Manasazy ireo mpivala-drano eny andalambe sy ireo mpandreheoko eny andalambe
    d – Manasazy ireo mpivarotra amoron-dalana
    e – Manasazy ireo mpamilsy sy « receveur » taxi be tsy manara-dalana
    d…

    2 – Miaro ireo vakoka rehetra misy eto Antananarivo. Isan’izany ny Rova Antananarivo, Trano fitsarana eny avar-drova, Lapan’ny Praiministra Rainilairivony, sns …

    3 – Manadio isan’andro ny lalàna sy ny elakela-trano isan’andro. Manao izay hahatsara endrika an’Antananarivo. Ary miaro ny fahadiovana sy ny fahatsarana

  20. Efa misy eo @ 20% eo ny tsy ao anaty lisitra mpifidy. 20% fotsiny no mifidy. 15% izany no tahampifidianana. Raha 40% ny voto no lasan’ny mharesy, dia 7% ny mponina izany no nifidy azy. Tsy hanaja azy ny vahoaka fa aleo foanana ny fifidianana. Efa fanonganana ny rafitra misy izao ataon’ny vahoaka izao.

  21. miankina @ fitoriana apetraky ny andaniny sy ny ankilany ny fandresena.

    tena ambany ny taux de participation.

    mal elu zay maire sy conseillers lany eo, tsy hanana legitimité .

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.