Art contemporain : Le lauréat Paritana 2019 bientôt connu

Depuis 2016, l’évènement dédié à l’art contemporain « antananarivien », intitulé Paritana, a porté devant la scène francophone plusieurs artistes de renommée du pays. Cette année, ce seront dix talentueuses personnes, s’étalant sur divers genres, qui ont eu la chance d’intégrer la sélection. La remise des prix se fera demain à l’Ifm Analakely à partir de 18…

Vehivavy iray izay 30 taona no tapa-kevitry ny namoy fo. Tokony ho tamin’ny sivy ora sy sasany maraina izy no nitsoraka tao amin’ny reniranon’i Sisaony izay mifanandrify amin’Ampitatafika. Hitan’ny olona izay saingy vetivety dia lasa alavitra ny vatany noho ny rano izay maherihery amin’izao fahavaratra izao. Vetivety ihany koa dia naharay ny antso mifandraika amin’izany…

Nirongatra ny vaky trano  sy fanendahana teto Antsirabe tato ho ato izay. Nahatratra fito ny taratasy fitarainana voaray tao amin’ny polisy hatramin’ny herinandro ambony araky ny vaovao voaray. Nisy ny hetsika manokana natao izay tsy mivoana amin’ny tanjona apetraky ny ministeran’ny filaminam-bahoaka. Isan’izany ny fanakaikaizana ny vahoaka amin’ny alalan’ny fametrahana ny polisy eny ifotony mba…

Nitatatata indray ny feom-basy teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, tao amin’ny fokontany Manjakavaradrano, any amin’ny kaominina Mahatsinjo ambony, disitrikan’i Maevatanàna, ny marainan’ny Alarobia lasa teo tokony ho tamin’ny iray ora. Araka ny loharanom-baovao azonay, dia fiara taksiborosy avy any Mahajanga hihazo an’ Antananarivo no nanaovan’ireo olon-dratsy sakana tamin’ny vatobe. Mety efa fantatr’ireto malaso mihitsy ny ora…

Le Nord de Madagascar : 29 mars 1947,  une insurrection tuée dans l’œuf

Depuis le  mois de décembre 1946, une révolte  a été organisée  dans le nord de l’île. L’objectif était de  libérer Madagascar sous la domination  française.   Mais, elle est rapidement contrôlée par les autorités locales.   Par conséquent, bon nombre de nationalistes de la région se sont fait arrêter. Cette répression ne décourage pas les autres, ils…

Basy nentina nampihorohoroana ny mponina nandritran’ny fotoana fiaretan-tory tamina toerana iray no saron’ny polisy tao Mandoto. Na dia zandriny indrindra amin’ny distrika 6 sahanin’ny BRSP eto Vakinankaratra aza ny ao Mandoto, dia saika ahitam-bokatra ny hetsika fandriana fahalemana ao amin’ny faritra. Fantatra izany nandritra ny valan-dresaka nataon’ny teo anivon’ny polisy ho an’ny mpanao gazety teto…