Tokony ho tamin’ny 01 ora maraina, ny alakamisy nifoha ny zoma, tao Andranomadio, dia trano telo be izao no nisy namaky ao anatin’ny fotoana fohy. Raha ny fanazavan’ireo fianakaviana tratran’ny vaky trano, dia ny savily mihitsy no tapatapahan’ireo jiolahy. Vao tafiditra ny trano izy ireo dia ny vola avy hatrany no takiany. Izay no nahavery…

Douane : 1 245 grammes d’or et 255 grammes de saphir saisis à Ivato

La douane malgache multiplie les efforts pour lutter contre les différentes formes de trafic aux frontières. Et ce, avec de bons résultats puisque 1.245 grammes d’or et 255 grammes de saphir ont été saisis Septembre noir pour les trafiquants. La douane de l’aéroport international d’Ivato redouble de vigilance et détecte de plus en plus les…

Mpanendaka 3 lahy, izay vao 16 ny iray ary 17 taona ny roa, no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahatelo etsy Antaninandro, teo am-panaovana ny asa ratsiny teny Behoririka, ny zoma, 13 septambra 2019 lasa teo. Polisy nanao fanamiana sivily ; izay nanao fisafoana tamin’iny toerana iny no nahatsikaritra azy telo lahy. Ny…

Suite à la restructuration du ministère de la Communication et de la Culture, l’organigramme dans les régions change. Nommée à la tête de la direction régionale de l’Atsimo-Andrefana, Laura Ambinintsoa remplace Zantera Milison dit Tsykivy (Communication) et Aingatiana Vonjitantely Rakotondratoetrarivo (Culture) le 10 Septembre. Galants comme il se doit, les deux hommes n’ont pas été…

Le matin du vendredi 14 septembre, les responsables du Fokontany de Faliarivo-Ambanidia dans le IIe arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, étaient paniqués à la vue d’un groupe de personnes venu ouvrir de force leur bureau. Conduit par un huissier, quelques policiers et six gros bras, ces individus ont fait sauter les portes avant de…

Rangahy tokony ho 50 taona eo ity  hita faty nihantona tao ambany tetezan’i Mangarivotra vao maraina ity. Samy taitra ireo nahita azy,fa hafahafa ity fahafatesany ity, satria nihantona izy. Ny tongony mikasika amin’ny fako manodidina. Hatreto aloha araka ny fanadihadian’ny mpitsabo misahana ny fahadiovana eo anivon’ny kaominina, dia maty noho fahasemporana tamin’ny fanantonana ny tendany…

Deci-delà

Antsahamanitra Célébration et adoration au beau fixe Malgré un théâtre de verdure à moitié plein, les amateurs de musique évangélique ont quand même passé un bon moment. Hier, le groupe Tdl et Joseph d’Af ont rempli leur mission. Sur des airs bien connus comme « Tsy hanan-java mahory », « Mahereza foana » ou encore « Tsy mahantra intsony », Fanja…

Chose promise chose due. Durant sa tournée de campagne électorale, le président Andry Rajoelina a fait la promesse de réhabiliter le Canal des Pangalanes afin de rétablir la circulation fluviale dans cette localité. La promotion du secteur touristique figure d’ailleurs parmi les « velirano présidentiels ». Samedi dernier, le Chef de l’État a effectué une…

Saika niandry ora farany avokoa ny ankamaroan’ireo kandida hilatsaka hofidiana ben’ny tanana eto Antsirabe voalohany vao nandrotsaka ny taratasy filatsahan-kofidiany. Enina mirahalahy hatreto no voamarina fa  efa nahavita izany  ka ny telo amin’izy ireo dia tsy zoviana amin’ny mponin’Antsirabe intsony. Kandida roa no atolotry ny antoko politika, antoko isan’ny matanjaka indrindra amin’izao dia ny TIM…