Tsy ampoizina velively ity endrika fisolokiana ity, kanefa dia efa maro voafitaka amin’izany. Ireny olona mivarotra fiara ka alefa amin’ny gazety misahana an’izany no tena matetika voasoloky. Toa izao ny fandehan’ny raharaha. Misy olona miantso ilay laharana finday napetraka ary milaza izy fa vazaha ary ny fiteniny rahateo dia amin’ny teny vahiny rano iray. Tamin’ity…

Any Ambatomanga no hanatanteraha’ny Tily Eto Madagasikara ny Lasy Jobily lehibe ivon’ny fankalazana ny faha-90 taona niorenany, izay nankalazaina nandritra ny taom-panabeazana 2013 – 2014. Ny 23 aogositra ka hatramin’ny 28 aogositra no hatao ny fihaonambe. Efa tamin’ny talata teo no nanomboka nisy niainga ny avy any amin’ny faritra niaviany ireo mpikambana hamonjy ity lasy…

« Vava samy manana… » : Goth sous toutes les facettes !

Ce soir, l’humoriste mettra en avant son talent d’humoriste, d’interprète, de chanteur, d’imitateur… Bref, les noctambules découvriront un Goth dans tous ses états. Goth ne s’arrête jamais de penser, surtout à ses nouveaux numéros. Il s’inspire de tout et de rien. Pour l’humoriste, tout est objet à plaisanterie. Dans le show qu’il donnera ce soir…

Théâtre : « Ady anaty » ou place à une pièce moderne !

Le théâtre n’a jamais été aussi florissant ! Après « Zanaka vavin’i Jefta » par la FMTA au Ccesca au mois de juillet et « Ny mitera-jaza maditra » par la troupe Jeannette à la tranompokonolona Analakely récemment, une autre pièce se prépare. Cette fois, ce sont les Amis du Théâtre Malgache de l’Ecole Normale Supérieure Ampefiloha, section lettres qui…

Sokatra 448 , tratra tany anaty entan’olona iray nitonona ho zandary no saron’ny pôlisy tany Ihosy ny 18 aogositra teo. Nalaina avy tany Ambovombe ireo biby ireo; izay marihina fa mbola zanany kely avokoa ary saika hentina aty Andrenivohitra. Rehefa nohadihadiana ilay olona nitondra azy, dia nilaza fa tsy azy ireo zavatra ireo fa an’olona…

Afrobasket Men U18 : Un bilan financier plutôt positif

Un résultat financier positif pour l’organisation de l’Afrobasket U18, c’est ce qu’a déclaré le Président du COCAN, Nina Ruphin Zafisambo. L’équipe du Comité d’Organisation de l’Afrobasket Men U18 (COCAN) est actuellement en plein bouclage du bilan de cet évènement continental qui s’est tenu du 2 au 10 août dernier au Palais des Sports de Mahamasina.…