Nouveauté : « Za tsy hitomoagny » entamera l’année de Fatoma

Elle est la gagnante du concours de chant d’un « reality-show » organisé par une télévision privée de la capitale. Fatoma décroche facilement le premier prix. C’était prévisible, vu le talent qu’elle a. Actuellement, elle confirme sa présence ! Elle est là et elle sera toujours là. Ainsi, Mariane Renée Fatoma sort un morceau Za…

Rehefa nokarohina nandritra ny roa andro, dia hita faty omaly ilay Zandary mpiana-draharaha 25 taona, izay dobo an-drano tra-doza tao amin’ny reniranon’ Iaroka, ny talata teo raha namita iraka hanao fisafoana niaraka tamin’ny Zandary namany iray, tany amin’ny Fokontany Manjaoka, Kaominina Ranomafana-Est, Distrikan’i Brickaville. Omaly ihany, raha ny tati-baovao voaray, dia efa nalefa aty Antananarivo…

Tranga nahavalalanina ny maro no niseho tao Anjialavabe, any amin’ny distrikan’i Sambava, afakomaly, satria fasan-drazana lehibe misy sivy, tao amin’ny fasana antsoina hoe Ambosikidihely no nisy nanokatra, ary novakian’ireo olon-dratsy ny vatam-paty miisa 58, ka niparitaka sy nakorontana eraky ny fasana ny razana nikarohan’ireo dahalo ny vola rehetra nampanarahana ny maty tao am-pasana, izay fomba…

Migrations : Aucune politique migratoire pour Madagascar !

« Réfugiés, rapatriés et personnes déplacées : vers des solutions durables aux déplacements forcés en Afrique ». C’était le thème du 32e Sommet de l’Union Africaine, qui s’est tenu à Addis-Abeba, les 10 et 11 février derniers. Ce sera également, le thème pour la période 2019-2020 ; une période au cours de laquelle les chefs d’Etat et de gouvernement…

Hauts emplois de l’Etat : Rinah Rakotomanga Dircom de la Présidence, Sahondra Rabenarivo Présidente du CSI

Plusieurs nominations aux hauts emplois de l’Etat ont été décidées au cours du Conseil des ministres qui s’est tenu hier au Palais d’Etat d’Iavoloha. Parmi elles figure la nomination de la Directrice de la Communication et des Relations publiques auprès de la Présidence de la République. Aussi, Rinah Rakotomanga, l’actuelle Directrice de l’Information auprès de…

Notaterin’ny gazety maro ny fisian’ny fifampitifirana tetsy Ambohidrapeto rehefa nifanenjehana ny jiolahy izay avy nanao fanafihana mitam-piadiana. Voasambotra ny iray tamin’ireo dimy lahy tompon’antoka ary izany dia avy amin’ny alàlan’ny findainy, izay latsaka nandritra ny fitsoahany. Nofandrihan’ny zandary ary voasambotra tetsy Alakamisin’Ambohidratrimo ilay jiolahy. Natolotra ny fampanoavana tamin’ny talata lasa teo ary nidoboka am-ponja vonjimaika…