Tsy nisy nanam-po ! Ankizilahy roa tsy ampy taona vao 14 sy 15 taona tratra nandroba fiara P.205,saika matin’ny vono ny iray, raha nandositra ny faharoa, omaly antoandro, tetsy Ampasika. Raha ny angom-baovao, dia fiara nijanona teo amoron-dalana no nidiran’ny iray. Ilay boaikely faharoa efa galy fantsy kosa, mody nanadio (namafa) ilay fiara taty ivelany.…

Une rencontre entre les représentants de la Banque mondiale et les membres du CREM (Cercle de réflexion des économistes de Madagascar) s’est déroulée vendredi dernier à Anosy. La mise à jour de l’agenda sur la relance économique à Madagascar était au centre des débats, lors de cette rencontre baptisée le Café éco. Les concertations se…

Arbitrage et médiation : La solution pour le règlement rapide des litiges chez les secteurs privés

Le CAMM ou le Centre d’Arbitrage et de Médiation de Madagascar promet un accompagnement des entreprises dans la gestion de leurs conflits. En d’autres termes, ce centre se focalise sur la détermination du meilleur moyen de régler rapidement et durablement et ainsi, d’assurer la sécurité des investissements et le maintien de la continuité des affaires…

Natolotra ny Fampanoavana omaly efa hariva be, ireo olona voarohirohy tamin’ilay resaka fanadiovam-bola iray miliara ariary; raha ny vaovao voaray teo anivon’ny mpitandro filaminana. Raha tsiahivina tokoa mantsy ity tranga ity, dia ny asabotsy 06 septambra no saron’ny mpitandro filaminana ny teratany malagasy vitsivitsy, voalaza fa nitondra vola be amina miliara tsy ara-dalàna. Taorian’io andro…

Bien que des efforts significatifs aient été enregistrés au niveau des services de santé de base des communes, des districts et au niveau du centre hospitalier de référence régional (CHRR) d’Ambositra, région d’Amoron’i Mania, pour faciliter l’accès de la population aux services de santé, paradoxalement, l’on constate que de nombreux patients, plus particulièrement en milieu…

Hatairana ny an’ireo mponina teny amin’ny faritra Ampitafika iny, ny asabotsy maraina teo. Nisehoana famonoana olona mahatsiravina indray mantsy teny amin’iny faritra iny. Fatim-behivavy iray no nantsigevan’ny rano teny an-tanimbary. Tovovavy iray, manodidina ny 18 taona teo ho eo, no hitan’ny olona nitsingevana tao anatin’ireny lava-drano avy nanaovana biriky ireny, tany Avaratetezana. Efa tsy nisy…