Efa am-bolana maro  dia mirongatra toa tsy misy fanafana ny fiparitahan’ny vola sandoka any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany. Ny fiandohan’ity herinandro ity dia roalahy mpanaparitaka sy mpanamboatra vola sandoka iray alina ariary no tra-tehaky ny mpitandro filaminana tao amin’ny kaominina Ambahatrazo sy Ambila gara, any amin’ny distrikan’i Manakara. Vola sandoka nitentina 3,9 tapitrisa ariary no…

MAPAR au Roxy : Rajoelina va rassembler ses partisans

Les partisans de l’ancien homme fort de la Transition basculeront dans l’opposition. La décision y afférente serait prise demain au Roxy Antaninarenina. L’ancien président de la Transition Andry Rajoelina sortira de son mutisme. Ce sera demain soir au Roxy Antaninarenina où la plate-forme Mapar tiendra sa première Assemblée Générale après les événements successifs qui ont…

Nitrangana savorovoro niafara tamin’ny vono olona tany amin’ny distikan’i Bekily, faritra Androy ny zoma antoandro lasa teo. Roalahy niady tany, tany amin’ny Kaominina Manakady no fototry ny olana ka niteraka ny disadisa teo amin’ny mpiray tanàna. Tsy vitan’ny fifampitoriana teny amin’ny manampahefana ny adin’izy roalahy ireto. Tsy nahatsindry fo ny iray ka namira famaky ilay…

Nahazo antso ny mpamonjy voina eny Tsaralalàna, omaly fa misy ramatoa iray nanandrana namono tena teny Ampandrana Besarety. Rehefa teny an-toerana ry zareo dia nahita ilay vehivavy efa mitomany be tao an-tranony. Nojerena tao amin’ilay efitra ka karazana fonosana fanafody dimy samy hafa no niparitaka teo. Samy nohanin’ilay vehivavy daholo ireo fanafody ireo, hoy ny…

BNI Madagascar : Un nouveau GAB à Ivandry

La BNI Madagascar poursuit sa politique de proximité et accélère la densification  de son réseau de Guichets Automatiques de Banque (GAB). Cette banque vient, en effet de mettre à la disposition de ses clients son 55e guichet automatique de banque (GAB). Implanté en face du Stade d’Alarobia, dans le quartier résidentiel d’Ivandry et disponible 24h/24 et…