# Ambatolampy. Hala-botry saika najifa ny biby fiompy. Ny talata vao mangiran-dratsy no nanafika ny tanàna tao Antakasina ny jiolahy 9 izay mitondra zava-maranitra, lasan’izy ireo tamin’izany ny omby 1, sy kisoa lehibe 1 ary akoho 5. Tsy lasa lavitra anefa dia tratran’ny mpanara-dia ireto dahalo ka voatery nandositra ary tafaverina tamin’ny tompony avokoa ireo…

Assainissement : WC et lavoirs, pour les habitants d’Ankorondrano Andranomahery

Des WC nouvellement construits et des lavoirs réhabilités ont été inaugurés hier. Des fruits du projet de WMG (Wednesday Morning Group), financé par le groupe Vima. « Le PDG du groupe Vima, Zouzar Bouka, est profondément attaché à l’amélioration des conditions de vie de ses concitoyens. C’est pour cela que nous finançons et soutenons depuis plusieurs…

Ny asabotsy lasa teo no tratra tao amin’ny seranan-tsambo tao Toamasina, izay nosahanin’ny Borigadin’ny seranan-tsambo sy ny zandarin’ny Toby Ratsimandrava tany an-toerana ny fitaovam-piadiana maromaro. Basim-borona 72 (calibre 12) marika Baîkal, miaraka amin’ny bala 2000 isa( 22 long rifle). Marihina fa tao anaty fiara Mercedes Sprinter moa no nahatratrarana ireto basy ireto izay efa teo…

Juin, mois du  piano « ba gasy ». Le « ba gasy » est un genre musical unique qui fait la fierté de ceux qui l’interprètent. Mbosa en est un des grands spécialistes et avec ses camarades, il sublime cet art régulièrement. Aujourd’hui, des jeunes pianistes y excellent également. Le piano « ba gasy » sera mis à l’honneur en ce…

Vehivavy iray no fantatra fa nanomo tena teny amin’ny toeram-piasany eny Vontovorona ny alatsinainy teo. Araka ny loharanom-baovao dia nihinana “chloroquine” marobe ity olona ity. Nisy taratasy napetrany ihany koa teo ambony latabatra. Tao anatin’izany no nahalalana fa nanomo tena izy, noho ny resaka fitiavana. Nosavaina ny kitapony ka mbola hita tao ny fonosana fanafody…

Le ministre de l’Economie et de la Planification Herilanto Raveloharison a effectué  une visite auprès d’OSO Farming-LGA, une entreprise d’aquaculture de crevettes dans l’Ankarana Le premier responsable de l’Economie et de la Planification fait l’état des lieux du secteur  industriel en visitant les principales entreprises du pays. Une manière pour le Général Herilanto Raveloharison de…