Niatrika ny mpitsara mpanao famotorana, omaly, ireo olona roa, vavy sy lahy, voasambotra taorian’ny fanafihana ny “perception” tetsy Analamahitsy. Nanapa-kevitra ny fitsarana fa hotazonina am-ponja vonjimaika ilay ramatoa. Ilay lehilahy kosa fantatra fa nahazo fahafahana vonjimaika. Ireo olona roa ireo dia anisan’ny voasambotra taorian’ny fanafihana niseho teny Analamahitsy. Nahatonga resaka be teto an-drenivohitra sy teny…

Hery Rajaonarimampianina : « Un PM issu du monde des affaires peut-être »

Journée marathon hier à Paris pour le Président de la République qui a répondu aux nombreuses questions des journalistes. Le chef de l’Etat était l’invité d’honneur d’UbiFrance qui a organisé hier un atelier sur le thème: « Madagascar, un potentiel à (re)découvrir ».  L’occasion pour la ministre française du Commerce extérieur de saluer et de féliciter au…

Hiditra amin’ny fotoanan’ny fararano ireo tantsaha mpamokatra amin ‘izao fotoana. Saika efa matoy  avokoa ny voly vary  ho an’ny faritra sasany eto Vakinankaratra amin’izao fotoana . Misy amin’ireo faritra no anjakan’ny mpangalatra ka jinjainy amin’ny alina ny vary na dia mbola tsy tena masaka tsara aza. Ho an’ny distrikan’Antanifotsy manokana dia mandry an-tsaha mihitsy ny…

Le président de la République Hery Rajaonarimampianina est au bout de son programme. Son retour au pays est prévu lundi. Aussitôt rentré, il devra se concentrer sur une promesse dont il a fait part au cours de son déplacement à l’étranger. En effet, il a déclaré qu’il nommera le Premier ministre dès qu’il sera sur…

Une initiative mêlant sport et culture dont l’objectif est le renforcement de la solidarité des jeunes originaires du Nord (SAVA-DIANA) nous permet de nous retrouver dans une ambiance de fraternité à l’After Work Ambohipo, ce soir. Une ambiance sportive  d’abord, puisque dans l’après-midi, un match de basket final direct opposant la sélection des jeunes des…

Ny harivan’ny alarobia teo, tamin’ny fotoana nisian’ny oram-baratra iny, fantatra fa olona roa no namoy ny ainy teny amin’ny kaominina Masindray. Nirefodrefotra tsy nisy ohatran’izany ny varatra. Avy eny an-tsaha izy ireo hamonjy fodiana, vavy sy lahy. Voalaza fa maty tsy tra-drano izy ireo. May tanteraka ny vatany. Teny amin’ny faritry Tanjombato koa dia nisy…

Nitrangana fanolanana mamoehitra indray tany Belo Tsiribihina tamin’ny herinandro ity. Loza, fa ny raibeny izay efa mananika ny 60 taona no nahavita nanolana ny zafiny izay vao 9 taona monja. Somokotra sy variana amin’ny asa man-draharaha ny rehetra tao amin’ny fianakaviana, ka nitsiry ny hevi-dratsin’ny dadabe ary nanamparany ny filan-dratsiny ilay tsy manan-tsiny. Ilay ankizivavikely…

La cérémonie de remise de distinction honorifique au Consultant auprès de l’Organisation Internationale de la Francophonie, le Professeur Rajaona Andrianaivo Ravelona et au Représentant résident du Bureau de la JICA, Sasadate Koichi s’est tenue hier au Ministère des Affaires Etrangères à Anosy. Une cérémonie qui a coïncidé avec la célébration de la Journée de la…

Omaly, nanaitra ny zavanisy tany Toliara, nikatona avokoa tsy nisy nisokatra na dia iray aza ireo magazay sy toeram-pivarotana karana hatramin’ny trano fandraisam-bahiny. Vetivety dia niely ny tsaho eran’ny tanàna ary niroaroa saina ny mpanjifa sy ireo mpividy entana. Nisy andian’olona ihany koa moa nivorivory teo Bazaribe ka nanampy trotraka ny radio voatavo nampikorontan-tsaina ny…