Ambatondrazaka : Vehivavy 19 voan’ny ambalavenona, misahotaka ny mponina

Tamin’ny herinandro lasa, enina no nararin’ny ambalavelona. Tsy mitsahatra mitomba izany amin’izao fotoana izao Mitombo isa tsy mijanona ireo vehivavy voan’ny ambalavelona any amin’ny faritra Alaotra. Misahotaka ny mponina any an-toerana amin’izao fotoana izao. Ankizy vavy 9 taona no kely indrindra ary 26 taona ny zokiny indrindra. Rehefa mihetsika ilay aretina, vokatry ny mosavy, dia…

Gasy Bulles. Le festival dédié à la bande dessinée bat encore son plein. Outre les diverses expositions, notamment à l’IFM et sur le parvis de l’Hôtel de ville, aura également lieu ce jour l’évènement « Rencontre-Parlons des arts ». Petit changement d’endroit cependant. Prévu se tenir à l’Is’art galerie, cette manifestation va se tenir non pas à…

Ny alin’ny talata, notafihana andian-jiolahy ny trano iray teny Mandrangobato. Ny vaovao voaray no hilazana fa toa diso adiresy ihany ireo mpandroba. Tranona vehivavy mananontena, mipetra-drery ary mpanasa lamaban’olona no novantaniny. Rehefa avy nanapitsoka ny varavarana anefa ry zalahy ka nampitahotra ilay vehivavy sady nitaky vola dia gaga ihany. Vola “versement” io notakiany io. Namaly…

Alerte à la bombe à Ivato : Un passager s’accuse d’avoir placé un explosif dans l’avion

Selon ses coéquipiers, la personne est un peu dérangée mentalement. Pour un scandale, ce qui s’est passé hier à l’aéroport international d’Ivato en est un. Hier, il a fallu retarder le vol qui relie la capitale malgache à la Réunion pour une raison liée à la sécurité des passagers. Une alerte à la bombe a…